Rova Manjakamiadana

Rova Manjakamiadana

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rova Manjakamiadana, Haute Ville Antananarivo, Antananarivo.

16/06/2023

Fisokafana : Alatsinainy 19 Jiona 2023

Saran’ny fitsidhana ny ivelany :
- Ankizy : 2 000ar
- Lehibe (teratany Malagasy) : 5 000
- Teratany vahiny : 20 000ar
Saran’ny fitsidihana ny Rova iray manontolo :
- Ankizy : 5 000ar
- Lehibe (teratany Malagasy) : 10 000
- Teratany vahiny : 40 000ar

Photos from BonMarche.Media's post 06/11/2020
05/11/2020

Tafajoro indray Anatirova ankehitriny, 25 taona aty aoriana rahefa may ny 06 Novambra 1995. Koa asaiko manokana ianao izay lavitra sy manaraka etoana amin'ireo fitaovan-tserasera rehetra mba hanaraka mivantana ny lanonana eny Anatirova rahampitso 06 novambra 2020 manomboka amin'ny 10 ora maraina.
Fa ireo lasa lavenona dia nitsangana indray mba hamelona ny hambompom-pirenena sy ny fitiavan-tanindrazana ao am-pontsika Malagasy.
Masina ny Tanindrazana!

Madagascar : le Colisée de la discorde 31/05/2020

Madagascar : le Colisée de la discorde 🇲🇬 Sur les hauteurs d'Antananarivo, le gouvernement de Madagascar construit en toute discrétion un colisée sur les ruines sacrées du palais des rois et reine...

27/05/2020
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Haute Ville Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00