16/04/2025
Match amical 14/04/25 🏈🏈 AXVR Ambohimalaza VS BCM Mahazo
Club de rugby à 15 d'Ambohimalaza
16/04/2025
Match amical 14/04/25 🏈🏈 AXVR Ambohimalaza VS BCM Mahazo
24/02/2025
🏉 Mirary taona 2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ feno fahombiazana ho an'ny ee 🍻
21/02/2025
Mandeha ny entrainement ny alahady zao any an tanàna, amin'ny ny ora mahazatra. Mifanentana fa tsika ihany io 🏈🏈
02/01/2025
Arahabaina nahatratra ny taona daholo isika ee 🏉🏉 Mirary fahasalamana sy fahombiazana amin izay ataon' ny tsirairay ato anatin'ny klioba 👊 toko tapaka, vilany nitongilana, izay tsy nety harenina 💪
21/11/2024
MATCH ny Alahady 26/11/24 🏈🏈
⛔️ Izay rehetra mbola tsy nanao sonia ny LICENCE vaovao 🇲🇬 dia mila manao izany mandritra ny fanazaran-tena ny Zoma 22/11/24 izao satria tsy maintsy plastifier na ny Asabotsy daholo ny licences.
Ny licences tsy voasonia sy tsy plastifiés dia tsy afaka manao match ny Alahady 👎
13/12/2023
🏈🏈 MATCH ntsika ny Alahady 17 desambra 2023 amin'ny 12h30, kianja Amoronankona
👉 Fahatongavana eny an-kianja amin'ny 10h30 ho an'ny mpilalao rehetra
🔥🔥 Fanazaran-tena ny Alarobia sy Zoma isaky ny amin'ny 12h eny amin'ny kianja Ambohimalaza
🤜🤛 Aoka hifampitapita daholo ee !!
29/11/2023
👉 🏈🏈🏈MATCH manaraka: Alahady 03/12/23 amin'ny 12 ora, Kianja Amoronankona
👉Fahatongavana eny an-kianja: 10 ora.
⚠️Entraînement; Alarobia sy Zoma amin'ny 12 ora, kianja Ambohimalaza
20/11/2023
👉MATCH amin'ny alahady 26/11/23 amin'ny 3 ora tolak'andro, Kianja Amoron'ankona 🏉🏉
>Fahatongavantsika rehetra eny an-ianja: amin'ny 1ora
>Entraînement fanamafisana an izay natao tamain'ny alahady teo ny Alarobia sy Zoma, kianja Ambohimalaza.
02/10/2023
Isaky ny alahady 9h30 ny entrainement ankoatry Alarobia sy ny Zoma. Kianja Ambohimalaza.
Sedera Rakoto Sedera Rakoto Narindra Herman Rakotomalala Mamy Tina Andre Stéphano Ratsimbazafy Anthonyo Ratsimbazafy Fanantenana Na Pepr Fotsn Hasland Ferdinand Niaina Ajarim Chrétien Rakotonirina Nandrianina Emmanuel
21/09/2023
LICENCES
Mankasitra ireo efa nahafeno ny dossiers ilaina aamin'ny fanavaozana licences.
Efa mamaramparana ny fandraisana dossiers isika
12/09/2023
Décrassage 🤪🏈
Arakaraky ny fanazaran-tena ny hatsaran'ny vokatra 🏈💪🦵