MJ Dance

MJ Dance

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MJ Dance, Sport & recreation, Antananarivo.

05/01/2026

Salama daholo ee!!!
Bonne année e!!!
EFA fotoana fifampiarabahana tratriny taona izao, indrindra ho an'ny mpiara miasa ,fianakaviana sns...!

Ho antsika izay mitady:
🔺 Animateur de danse
👉 Koa aza misalasala miantso laharana eo Ambany

👉CoaEmajacks Emajcks

💪💪 11 _Années d'experiences
Danses maîtrisées

Contact:037 74 093 83/0344080000
Sur messenge privé

💥💥💥
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


14/12/2025

mankasitraka hotrany eeh

14/10/2025

💥 😍😍

💥 Misy danse Tsika demain
Cours + manalazy be
Danse de couple avec coach Emajacks
Ny ora
🔺 Mercredi:
🕜 12h30_14h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍
Tongava ary eeee

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY
👉 💪💪
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


06/10/2025

💥 Salama daholo ee!!!!

💪 CoacEmajacks Emajks come back

💥 Aiza daholo isika te hianatra urban kiz eee
👉
👍 Tongava ihany koa izay maman fa hisy kizomba milay be ho anareo koa
Koa tongava ary !!!

Ny ora
🔺 Mardi :
🕑 12h-14h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍
Nareo sisa no andrasana 😉💃

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY

Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


27/08/2025

Demain o!!!
Danse en couple Avec coach Emajacks
Demain a 13h30 a 15h
Sady misy surprise 😍😍🤩🤩

26/08/2025

Salama daholo ee
Mitady cavalière 1
Hanao clip @ Samedi zao
Any à Tamatave
Marihiana fa Danse de couple no atao (kizomba kompa)
Mp Zay vonona

23/08/2025

💥 😍😍

💥 am Semaine ambony ndray fotoana tsika e
Danse de couple avec coach Emajacks
Ny ora
🔺 Mardi:
🕜 12h30_14h
🔺 Jeudi:
🕜 13h30_15h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY
👉 Miomana isika fa ho hisy stage milay be miaraka amin'i Coach Emajacks
*Hivoaka tsy ho ela ny affiche 💪💪
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


19/08/2025

💥 😍😍

💥 Misy ladies styling isika am jeudi 😍😍

Ny ora
🔺 Mardi:
🕜 12h30_14h
🔺 Jeudi:
🕜 13h30_15h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍
Nareo sisa no andrasana 😉💃

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY
👉 Miomana isika fa ho hisy stage milay be miaraka amin'i Coach Emajacks
*Hivoaka tsy ho ela ny affiche 💪💪
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


18/08/2025

💥 😍😍

💥 SBK ndray tsika am ty Semaine ty(salsa, bachata, kizomba)

Ny ora
🔺 Mardi:
🕜 12h30_14h
🔺 Jeudi:
🕜 13h30_15h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍
Nareo sisa no andrasana 😉💃

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY
👉 Miomana isika fa ho hisy stage milay be miaraka amin'i Coach Emajacks
*Hivoaka tsy ho ela ny affiche 💪💪
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


14/08/2025

💥 😍😍

💥 Sombisombiny cours de danse de couple, speciale Rétro nandroany
Am herinandro de SBK ndray (salsa, bachata, kizomba)
Miandry anareo Ary eee

Ny ora
🔺 Mardi:
🕜 12h30_14h
🔺 Jeudi:
🕜 13h30_15h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍
Nareo sisa no andrasana 😉💃

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY
👉 Miomana isika fa ho hisy stage milay be miaraka amin'i Coach Emajacks
*Hivoaka tsy ho ela ny affiche 💪💪
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


13/08/2025

💥 boom!!!!!!!
Mankasitraka foana ee
💥 Ambiance fona miaraka aminay
👍Demain misy cours de danse de couple
👉💪👉speciale Rétro : valse, tango,rock etc...

Koa tongava ary !!!

Ny ora
🔺 Jeudi:
🕜 13h30_15h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍
Nareo sisa no andrasana 😉💃

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY
👉 Miomana isika fa ho hisy stage milay be miaraka amin'i Coach Emajacks
*Hivoaka tsy ho ela ny affiche 💪💪
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


11/08/2025

💥 Salama daholo ee!!!

Mankasitraka foana ee
💥
👍nareo sisa no andrasana
Milay fona nareo ee
Koa tongava ary !!!

Ny ora
🔺 Mardi:
🕜 12h30_14h
🔺 Jeudi:
🕜 13h30_15h
🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍
Nareo sisa no andrasana 😉💃

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY
👉 Miomana isika fa ho hisy stage milay be miaraka amin'i Coach Emajacks
*Hivoaka tsy ho ela ny affiche 💪💪
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02
Sur message privé

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo