Loggia Camping

Loggia Camping

Share

Nous sommes toujours disponibles pour vous

03/01/2026

Mirary taom-pahombiazana ho antsika rehetra eo ambany fitarihan’Andriamanitra , mirarisoa ho anareo mpanjifa tsy ankanavaka 🥂

Photos from Loggia Camping's post 10/04/2025

Bonjour daholo publique tsika ny sabotsy12 avril sy ny alahady 13 avril . Ny fidirana tsy miova . Afaka mitondra sakafo sy boisson tsy misy droit de bouchon
Tongava maro
Tel: 03486 81521

31/01/2025

(publication an'i Pst Tahiana)
Aza lany andro mangataka visa ho any Eropa fa Malaisie anie ka firenena efa mandroso be nefa tsy mila visa akory isika mankaty eh.

Nihaona tamin'ny mpianatra malagasy maromaro taty aho dia nazavaindry zareo tamiko ny fianarana sy ny fiainana aty ka ireto antony telo ireto no hamporisihiko anao hitodika kely aty indray aloha.

1- Mora fiainana be aty, ka raha kely budget dia aty no mety. Ampahatelon'ny fandanian'ny mpianatra any Eropa no lanin'ny mpianatra aty. Hevero fa 1L ny Essence = 2.000ariary. Mora kely ny mahita trano ho an'ny mpianatra. Raha izao ianao no misoratra anarana dia amin'ny Janvier efa manomboka. Ny frais mankaty miainga Tana mbola mora noho ny mandeha Eropa. Mahavelo tena tsara ny ankizy na vola avy any Mada aza no iainana.

2- Tsy mila visa isika mankaty, rehefa mahazo "lettre d'admission" avy amin'ny oniversity ianao dia tonga dia mahazo visa miaraka amin'iny koa hipetrahana aty mandrapahavitan'ny fianarana. Raha te hamangy anao ny RAD tsy mila maka visa raha vao latsaky ny iray volana fa tonga dia mividy billets dia tonga avy hatrany.Izay fandrosoana hitanao any Eropa hitanao aty daholo.

3- Nojereko ny Ranking "laharana maneran-tany" ny oniversity telo voalohany aty fa tena ambony be, ary ny lalam-piofanana ataon'ireo tanora malagasy nihaona tamiko taty ireo tena tsara be daholo, ilay zavatra hifampitadiavana amin'izao mihitsy. Tena nanontany tena aho hoe fa ahoana ary no tsy nahalalako ny taty hatramin'izay?

Mbola betsaka ny azo ambara fa raha mila fanazavana fanampiny ianao dia ity misy page ny ankizy aty Madagascar-Education-Bridge afaka hanontanianareo. Tandremo fa misy agence mampiomehy hono any Mada hoe mandefa ankiz makaty.

PS: Miteny anglisy aloha ny aty ah!!!

Mirary soa daholo ho anareo zandry maniry hianatra aty ampitandranomasina.

SOLI DEO GLORIA

03/01/2025

Ehh oui tonga ny taona 2025 . Miarahaba antsika rehetra nahatratra izany taona vaovao izany . Mirary soa ary samy ho tonga amin izay tanjona niriana avy
Bonne Annee daholo ♥️♥️♥️🙏🙏🙏mankasitraka ny fiarahana hatramin izay . Raha mila reservation dia ito ny numero atsoina 0348681521 na ny 0341634927

17/11/2024

Bonjour daholo . Pour raison d entretien dia mikatona ny piscine ny alatsinainy 18 sy ny talata 19 novembre 2024 .misaotra a raha mila fanazavana dia miantso ny num 0348681521. Merci de votre comprehension🙏🙏🙏

Photos from Loggia Camping's post 01/09/2024

Bonjour efa misokatr ny bungalow ann ny fandraisana événements isankarazany moa tsy miova , piscine . ....Eo koa ny deco . Bon debut de mois de septembre daholo de tahin i Tompo oooo ♥️♥️♥️🙏🙏🙏

Photos from Loggia Camping's post 02/08/2024

Bonsoir daholo oooo efa mafana ny andro tongava manao piscine😉😉😉👍👍👍♥️♥️♥️public isika sabotsy alahady . Tongava oooo mbola tsy miova ny fidirana . Mahazo mitondra sakafo . Bon weekend daholo ooo

22/07/2024

Ela be tsy hita noho ny antony maro samyhafa fa tsara raha tonga de miantso amin ireto finday ireto izay mila faamandriana toerana na hanofa entana 0348681521mme Jeanine tsy dia mijery mp loatra . Ialana tsiny indrindra bonne soiree daholo 💕💕💕♥️♥️♥️🙏🙏🙏 .

23/03/2024

Mahazoa ary torimaso sambatra daholo oooo . Rapitso indray ♥️♥️♥️🌛🌛🌛🛌🛌🛌💤💤💤

Photos from Loggia Camping's post 23/03/2024

Miandry anao ary izahay. Madio tsara ny piscine . Ny fidirana tsy miova .5000ar hatrany. Efa hoavy tsy ho ela ny bungalow😘 raha somary taratara fodiana enao. Holazaina eto ihany ny fisokafany.
Efa ao koa ny table ping pong aminilay Pro 🏓🏓🏓 ahafahana milalao amin ny sarany mirary hatrany ny terrain de basket moa efa eo foana . Tsara ny miantso raha misy fanazavana ilaina . Fa tsy mbola afaka mamaly mp . Misaotra indrindra tompoka tsara andro dholo ary 🥰🥰🥰🥰🥰🥰

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 22:00
Tuesday 09:00 - 22:00
Wednesday 09:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 22:00
Friday 09:00 - 22:00
Saturday 09:00 - 22:00
Sunday 09:00 - 22:00