Body Master Class

Body Master Class

Share

Bonjour, "Body Master Class" est une salle musculation pour tout le monde. venez nous rendre visite à Soavinandriana (HOMI). Bonne Visite.

Body Master Class est destiné à ceux qui veulent avoir un corps de rêve en faisant des exercices pour atteindre votre but. Body Master Class est équipé par des matériaux suivant les normes nationales . Vous y trouverez :
- Des tapis pour courir
- Des vélos pour galber vos cuisse
- Des squats pour avoir des "Ass made in Brazil" etc...

Venez nous rendre visite afin que votre rêve soit réaliser comme vous l’imaginez.

17/02/2026

Indraindray tsy mpitsabo areti-tsaina no ilainao fa sport ! 🙏

14/02/2026

Handeha be ny : resto sy voninkazo androany!
Hilaharana ny pharmacie rahampitso
Hilaharana indray ny pharmacie afaka iray volana 🤣🤣🤣💐

Fa na izany aza dia ny manao sport tena sport aza adino!!!

06/02/2026

Ireto ihany no tsy azo entina anaty salle tompoko !!🏋🙏

29/01/2026

Tsy mizara na miresaka Galety ny Pejy !😘
Tsy anaty kolotsaina fanabeazana saina sy vatana ireny ! 😉

26/01/2026

🚀 Video mamay be miparitaka be amin'izao 🔞! 🧗‍♂️

Nahavita zavatra tsy nampino indray ilay alpiniste Amerikanina malaza, Alex Honnold! Nianika ilay trano mijoalajoala any Taiwan izy nefa TSY nampiasa tady, na harnais, na fitaovana fiarovana na dia kely aza! 😱❌🧗‍♂️
1h31mn no nanaovany izany, ny Alahady lasa teo!

Ity trano ity dia ilay antsoina hoe TAIPEI 101 :

📏 Mirefy 508 metatra ny haavony!
🏢 Misy rihana 101 be izao!

Nalefa mivantana tao amin'ny NETFLIX ity tranga ity 📺, ary olona an-tapitrisany eran-tany no nihazona fofonaina sy tao anaty tebiteby tanteraka 😰 mandrapahatongany tany amin'ny tampony indrindra! 🏆✨

Tena matanjatsaina ny Lehilahy👇🎥

23/01/2026

Fa mila mandeha aty amin'ny tranon'hozatra ihany anefa fa tsy ampy ny mamaky boky fotsiny !😂💪

20/01/2026

Rehefa i Mba Lait no coach dia izy indray no mikotrana fa tsy ianao !😘😆🏋

20/01/2026

Efa dokotera zay no miteny a!!!!
Rakotonoel Rollandd

Mazotoa daholo ary 😉🍤

19/01/2026

🌱 Marina tokoa hoe tsara ny manan-janaka.
Misy aza tena mitady mafy sy mandalo fahasarotana be vao mahazo zaza 👶🙏
Marina koa fa misy olona sasany izay rehefa manan-janaka vao mihatsara sy mihamafy o***a ny fiainany 💪✨

❗ Saingy misy koa anefa ireo tranga mampanontany tena…
Isan-taona dia ahitana zaza menavava foana ao an-trano 🏠😔
Manao ahoana ny fitaizana sy fanabeazana azy ireny?
Hanao ahoana ny hoaviny rahatrizay? 🤔

⚠️ Sao dia ilay hoe :
👉 “Aleo miteraka fa sao tsy misy mikarakara rehefa antitra” 👵👴
👉 Sa mba ena-maso amin’ny fiaraha-monina fotsiny?
👉 Sa hoe efa lera, sao tara ka aleo miteraka?

🌟 Aza adino : ianao no fototry ny fiainan’ny zanakao.
Miankina betsaka amin’ny fomba fiainanao, ny toetsainao, ary ny toe-batanao ny hoavin’ny zanakao 🌍❤️

💪 Raisinay ny andraikitray :
👉 Ndao itaiza vatana!
👉 Tsy sport malefaka fa sport tena sport 🏃‍♂️🔥

🌈 Izany rehetra izany dia natao mba hahafahan’ny rehetra misitraka fahasalamana,
sy vatana tomady, ho an’ny ankehitriny sy ny ho avy 💚✨

16/01/2026

Mba ataovy Gemini hoe azafady😆😘😉🏋 ?

15/01/2026

😘😉

14/01/2026

Papaye ara-dalana io Sefo !!😆

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Lot II N 187 Bis Savinandriana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 19:30
Tuesday 06:30 - 19:30
Wednesday 06:30 - 19:30
Thursday 06:30 - 19:30
Friday 06:30 - 19:30
Saturday 06:30 - 19:30