Salama eh !
Noho ny antony ara-panavaozana dia hikatona ao anatin'ny fotoana voafetra ny salle de sport Body Clinic
Milaza eto izahay rehefa hiverina hisokatra indray.
Mankasitraka
Body Clinic
Fitness et remise en forme. Coaching personnalisé. Conseils régime alimentaire. Mode de vie.
Salama daholo e !
Tonga ary ity ilay nandrasana !
Nifarana omaly tamin'ny 12 alina ny fandraisana anjara tamin'ny lalao !
Ireto ary ny anaran'ireo 3 nahafeno ny fepetra rehetra ka nahazo ny loka :
Loka 1 : abonnement 1 mois pour le mois de Mars :
Cathy Artes
Loka 2 : Leggin chauffant marque Zaggora :
Gaëlle Raonisoa
Loka 3 : 4 séances pour 4 samedis au choix :
Heli Noro
Ao amin'ny Salle BodyFitclinic Ampitatafika izany ny fotoana !!!
Mankasitraka ireo rehetra nandray anjara !
Mbola ho avy ny lalao manaraka !
04/02/2019
BodyFitClinic Ampitatafika Fête ses 1 an !
Nous offrons 3 lots au trois premières personnes qui remporte le jeu :
1 lot : 1 mois d'abonnement
2 lot : 1 hot Pant Zaggora (pour taille M/L)
3 lot : 4 séances pour 4 samedis
Voici les conditions remplir :
- Aime la page BodyfitClinic
- Mentionne 2 amis à participer au jeu dans les commentaires
- Partage cette publication sur ton mur
- Et remporte le plus de j'aime sur ta publication partagée sur ton mur
Les trois ayant rempli ces conditions, et ayant remporté le plus de j'aime sur leur partage jusqu'au 15 Février 2019 remporte chacun son lot !!!
01/01/2019
Dia mankasitraka izay rehetra nametraka ny fitokiasany tamin'ny Bodyfitclinic Ampitatafika tamin'iny taona lasa iny...
Ary mbola vonona ny hanome tsaratsara kokoa anao izahay amin'ity taona vaovao ity...
Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra
25/12/2018
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra
Salama e !
Tsy misokatra ny Bodyfitclinc Ampitatafika rahampitso Talata sy Alarobia izao fa misy fahoriana
(Nodimandry ny renin'ny coach Njaka)
Alakamisy no miverina misokatra indray
Mankasitraka antsika rehetra
06/09/2018
Disponible chez BodyFitClinic Ampitatafika à petit prix !
1 Hot Pant de Marque Zaggora 👌
Authentique !
👉👉 Leggin chauffant pour accélérer la perte de graisse au niveau du ventre, des hanches, des cuisses et des fesses !
👉👉 Anti-cellulite très efficace !
👉👉 Remodelage très rapide de votre silhouette !
👉👉 A porter pendant vos séances de gym ou même au quotidien !
👉👉 Résultat au bout de 15 jours seulement !!!
Prix cassé à 75.000Ar !!!
02/05/2018
Salama e !
Tonga izao ny volana may ! Ndao amin'izay ary hilalao kely e !
Mahazoa ABONNEMENT 1 MOIS pour JUIN !!!
Tsotra ny lalao :
- Makà sary enao mikotrana ao de fitness Body FitClinic Ampitatafika
- Alefaso aty aminay ary ho publienay !
- Commenteo "Je participe" ity publication ity
- Zarao amin'ny namanao
Marihina fa izay sary mahafeno ireo fepetra ireo sy mahazo j'aime betsaka indrindra ny 31 mai 2018 no mahazo ny loka !
---------------------------
Pour ce mois de mai, un petit jeu les amis !
Gagnez 1 MOIS D'ABONNEMENT pour JUIN !!!
Le jeu est simple :
- Prenez-vous en photo pendant vos séances à Body Fitclinic Ampitatafika
- Envoyez-nous votre photo en mp
- Commentez cette publication : "Je participe"
- Partagez cette publication sur votre mur
Le ou la gagnant(e) sera celui ou celle qui aura rempli ces critères, et aura reçu le plus de j'aime sur sa photo !
Bon courage !!!!
08/03/2018
Salama e !
Vonona ny hanome ny soa sy ny tsara ho anao hatrany ny BodyFitclinic Ampitatafika
Efa tonga indray izao ny matériels vaovao (musculation, corde crossfit)
Misy hatrany ny coach manaraka anao akaiky.
14/02/2018
Salama e !
Tonga indray ity ny Alarobia !!!
Aza adino : ZUMBA KIDS rahariva @ 3 ora
PAF : 1500 Ar/enfant
Ho ento ny zanakao !
Toerana : Ampitatafika à quelques mètres de BNI derrière TIKO
Contact : 0340843274
11/02/2018
Ambiance Fitness, crosstraing et zumba à Body FitClinic à Ampitatafika !!!
09/02/2018
Salama daholo e !
Aza adino !!! Rahampitso :
- Amin'ny 10 ora maraina : Zumba pour adultes
- Amin'ny 2 ora tolakandro : Zumba pour adultes II
- Amin'ny 3 ora tolakandro : Seance Cross training
PAF : 2500 Ar/jour
Abonnement : 25.000 Ar/mois
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Tuesday | 06:30 - 18:00 |
| Wednesday | 06:30 - 18:00 |
| Thursday | 06:30 - 18:00 |
| Friday | 06:30 - 18:00 |
| Saturday | 06:30 - 18:00 |