Rija officiel

Rija officiel

Share

Blague

24/09/2022

Dia ny mbola velon'aina aho ,de avelao ny heloko fa rehefa maty aho vao amela ahy ianao ; de tsy ho henoko tsouny iza๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

14/10/2021

L'argent fait l 'homme.
Sodain n'est pas p***s.
Iza mbola maita๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

11/10/2021

Ny haminavinana ny omby, hiavin'ny kisoa๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
Salantapy๐Ÿ˜

08/10/2021

Ny sipa rehefa te ila vaniny @ lah๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜

05/10/2021

Raha bandy de Voay
De raha sipa zan voayelle๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜‚

05/10/2020

Ny fanana toe tsaina tsara sy mendrika no zava dehibe @ fahombiazana fa tsy fanavakavakana
mkozy๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

16/04/2020

Ny olona rehefa tena tia, dia matetika mijaly,tsy rarahina,na zvtr tsis dikany ary de tezerana, sns
fa @ farany mpandresy ihany

01/04/2020

tratran'ny poisson d'avril daholo ohh, iza ko no efa tratra, bon journey doly

27/03/2020

tompo arovy sy ampio izahay @ ty aretina ity,ianao ihany tompo no afaka manafaka anay ho @ aretina
amen

25/03/2020

Firy taona enw nanao fb voalohany??
#13 ans

svp aimer la page

20/03/2020

tompo oh, fatako fa indray2 zah manadino anw mino anefa ah fa tsy manary ahy enw,apio aho tompo @ zay rehetra ataoko mba ho lavorary, ary reo tsy nety nataoko mba hiravona ian ko
Amen

25/02/2020

ny fb anay ko nge mba mety mode sombre eh, tsy ny anareo rery

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo