Hoantsika rehetra izay nandray anjara tamin'ny Tombola sy ny Concours Selfie, androany hariva amin'ny 3ora no hanaovana ilay fisarihana.
Iangaviana izany isika rehetra izay nandray anjara mba ho tonga amin'io fisarihana io fa amin'io ihany koa no hanomezana ny loka!
Misaotra antsika!
Sky's event and consulting
Sky's est une entreprise fondée en 2014 regroupant des jeunes entrepreneurs. Sky's est une entreprise fondée en 2014 par de jeunes entrepreneurs.
Son activité principale est l'organisation évènementielle. Actuellement, elle organise la foire de la rentrée qui se déroulera dans la grande cours de l'ESCA le 27, 28, 29 Août. Elle est en partenariat avec la société @men Communication et l'émission clash info.
30/08/2015
30 Aogositra!
Efa voahomana ve ny fidiran'ny mpianatra ao?
Mihazakazaha ary mankaty amin'ny fa androany ny andro faran'ny foire no sady fotoana farany mety ahazoanao ireo loka maro isan-karazany amin'ny tombola!
Androany ihany koa no hanomezana ny loka hoan'ilay mpandresy amin'ny concours selfie ka iangaviana ireo mpifaninana ho tonga aty amin'ny ESCA Antanimena handray ny lokany!
Hisy animation isan-karazany hamaranana ity foire ity no hanomezana fahafaham-po antsika izay nandray anjara tamin'ny foire.
Manantena ny fahatongavanao ny sky's ary mirary soa antsika mpianatra rehetra amin'ity taom-pianarana 2015-2016!
:)
29/08/2015
Misaotra betsaka antsika rehetra izay tonga indray androany! Mino izahay fa samy nahita izay notadiaviny avokoa isika rehetra tao amin'ny
Rahampitso koa mbola misokatra ny vavahadin'ny ESCA handraisana antsika izay mbola tsy nanatrika ilay foire sy izay mikasa ny hiverina!
Aza adino fa rahampitso no hisarihana izay nahazo ilay tombola narotsantsika tao amin'ny urne teo amin'ny fidirana
no rahampitso ihany koa no hanomezana ny loka hoan'ilay mpandresy amin'ny concours selfie izay karakarain'i Sky's!
29/08/2015
Décorations mety ho hitanao ao amin'ny
29/08/2015
Hanampy anao be dia be amin'ny fidiran'ny mpianatra ny compléments alimentaires avy amin'ny Helathy Tie. Mitondra hery sy tanjaka ary fahasalamana!
Ao amin'ny no misy an'izany. ESCA Antanimena
29/08/2015
Ireto avy ireo sekoly hisoratana anarana:
-Lycée Privée Academy
-Mailaka University (UPH)
-Institut de Formation Profesionnelle
29/08/2015
Hitanao ao ihany koa ny boky Malagasy maro isan-karazany avy amin'ny Judid'ika!
29/08/2015
Capucine présent à la
28/08/2015
Hoantsika izay zavatra mamy, ity misy zavatra hafa kely indray vokarin'ny Yaglou!
Ao amin'ny no ahitantsika izany!
28/08/2015
Vita indray izy iny! Jour 2
Misaotra betsaka antsika nandray anjara, rahampitso mbola eo no sady hoavy hanentana antsika any i Bolo avy amin'ny Clash info!
Aza adino ny concours selfie karakarain'i Sky's fa 200.000 ar be izao no azon'ny mpandresy!
Bonne soirée daholo dia mbola mamerina ny fisaorana anareo rehetra izay tonga!
27/08/2015
Premier Jour de la foire en photo!
Rahampitso indray ny fotoana!
27/08/2015
27 Aogositra!
Misaotra antsika rehetra izay nanatrika ny !
Inona no novidianao androany? :)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Address
Antananarivo
101