📢 Vaovao mafana be ho antsika mpikambana
Ampahafantarina antsika fa amin'iny asabotsy 16 mai mandritra n'y heures d'entraînement no anatanterahana n'y REMISE DE CEINTURE.
👉 Ho anareo zay te hi commande ceinture ary dia afaka miantso an'i Senseï Lova directe: 034 27 776 66
🙏 Hanamarika ny fandrosoanao eo amin'ny pratique de l'aïkido io ka raikieto ho tantara🙏
🤍 AMPITAMPITAO
Aikido Fanantenana
“Manakambo fa tsy matin-kambo
Tia ny tena fa tsy tia tena
Mahalala ny zo sahaza ny tena" Since 1973. Siège ASKA 67ha Antananarivo.
Près Station Galana Kintana, route Ampasika, en face Microcred.
🏅Andro iraisampirenena ho an'iny fanatanjahantena, 2026🏅
Isaorana manokana ireo mpikambana rehetra ato am club nandray anjara..Isaorana ihany koa ireo "DIMBIN'NY FANANTENANA / Aikido Itaosy"
Araho antsary Ary 📸🤼♀️🤼♂️
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS ‼️
Eny ar eh, hifapizara expérience kely indray isika gradés.
Entano ny namana fa ny toerana tsy miova💪🔥
📅 Alahady 12 avril 2026
📍 Dojo Jules Fery Faravohitra - JJB any ambony
🕘 8h30 à 10h
💥AMPITAPITAO💥
06/03/2026
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS‼️
Tonga indray ny fotoana hiarahantsika gradés rehetra!
Andao ary fa dia mbola ho hafana noho izay efa hita hatramin'izay izy ty, izay tsy tonga iany no tsy mahazo💪🔥
📅 Alahady 08 Mars 2026
📍 Dojo Jules Fery Faravohitra - JJB any ambony
🕘 8h30 à 10h
💥AMPITAPITAO💥
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS / FEVRIER 2026‼️
Nohon'ny antony tsy azo hanoharana dia ahemotra kely ny fihaoantsika holazaina eto iany amin'io herinandro io ny date excate...
Manantena hatrany ny fahavononantsika hifapizara traikefa
Aza miala lavitra fa araho tsy tapaka ny pejy 🔥
15/02/2026
😔Amin'alahelo lehibe no andrenesanay ny nahalasana ny dadan'i (membre du bureau des gradés / vidéaste au sein de l'Aïkido FANANTENANA).
Ny Birao sy ny mpikambana rehetra ato amin’ny dia maneho fiaraha-miory ho azy sy ny fianakaviany
🖤Mankahery anareo tompoko amin’izao fotoan-tsarotra izao 🤍
Ho lazaina amitsika ny fotoana hamangiana
23/01/2026
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS / J-2‼️
🔥Manatena antsika rehetra ho avy 🔥
📅 Alahady 25 janvier 2026
📍 Dojo Jules Fery Faravohitra - JJB any ambony
🕘 8h30 à 10h
Aza adino ny tsakitsaky ranomboakazo ary verre à jetter✨🥂🎉
‼️ENTRAINEMENT DES GRADÉS / JANVIER 2026‼️
Hiaona indray ary isika gradés rehetra!
Hifapizara traikaikefa sy fahaiza manao. Ho fintinina ny taona 2025 ary ho dinihina ny 2026, ho amin'ny tsaratsara koakoa hatrany.
Tongava maro ary fa ny toerana tsy miova💪🔥
📅 Alahady 25 janvier 2026
📍 Dojo Jules Fery Faravohitra - JJB any ambony
🕘 8h30 à 10h
🎉Aorianan'ny entrainement dia hifandombera 🥂amin'ny ranomboankazo isika ho fiarahabana nohon'ny nahatratra an'izao taona vaovao izao.
Koa samia ary mitondra tsakitsaky🥪🧀, ranomboakazo 🍾 ary verre à jetter🥛
💥AMPITAPITAO💥
18/01/2026

🔥Entraînement du 10/01/2025🔥
02/01/2026
🔥Toute l’équipe du club Aikido FANANTENANA vous souhaite une excellente année 2026 !🔥
Qu’elle soit remplie de joie, de bons moments partagés, de progrès techniques dans la pratique de l’Aïkido.
Au plaisir de continuer à pratiquer ensemble cette année encore 🙏
Oss
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Address
DOJO ASKA
Antananarivo
101