MISAOTRA BAREA
Vondron'ny Mpanohana BAREA Miandrivazo
Sport
03/02/2023
Tongava maro
Hitsena ny maherifontsika eny I ato Alahady hoavy izao
MISAOTRA BAREA
🇲🇬 MISAOTRA BAREA 🇲🇬
03/02/2023
Merci Dax
Homme du match
🔥💪Dax no voasafidy ho mpilalao mendrika nandritry iny lalao nihaonana tamin'ny .
🇲🇬Merci Dadamily, faly ery ry Ambomà rehetra🥰
03/02/2023
Misaotra Barea
Arabaina rzala ee !!! 🎉🥳
Madagasikara mavita azy e
Historique les frères bravo on est fières de vous 👏🏽 ❤️🇲🇬🐃
26/01/2023
KOLOINA TSARA KOLOKOLO
KOLOINA TENA LEHILAHY
KOLOINA BAREA
ALEFA KOLOINA
ALEFA BAREA
26/01/2023
BAREA MILA MANDRESY
BAREA TIKO SY TIANTSIKA
ALEFA BAREA
26/01/2023
Miarahaba ny coach ROMUALD Dit maitre Roro, naha dingana ny phase eliminatoir CHAN
any amn 1/4,de finale ndray eh
Alefa BAREA
Interview post match | 🇲🇬 0-0 🇳🇪
Coach Rôrô 🇲🇬 :
🎙️« Azo lazaina, nanao baolina ny boay kely. Ho ahy manokana, faly Aho amin'ny Zavatra nasehon'ny bandy kely androany.
Nisy zavatra be dia be nahitsintsika tamin'ny fihaonana tamin'ny Congo Brazzaville izay voahitsy androany. Tsy nidiram-baolina isika androany. Ny lesoka mbola misy foana, nanana occasions maro isika. (...) Fa ny mahafinaritra dia ny hoe : aleo mahita occasions fa tsy maty, toy izay tsy mi-créer occasion mihitsy.
Ny zava-dehibe dia miasa ary mandroso mihatsara foana isika. Mino an'ireo mpilalao antsika ireo Aho fa manao zavatra isika any amin'ny CHAN.»
BAREA U23
IZAY NO VITA
MISAOTRA BAREA
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
| Sunday | 09:00 - 17:00 |