MJA Analamanga 6

MJA Analamanga 6

Share

Page officielle région Analamanga 6 (District: Mandrosoa, Manjakaray, 67ha, Ambohimanarina )

Photos from MJA Analamanga 6's post 06/06/2026

🙏🏼Voninahitra ho an’andriamanitra ary hisaorana manokana ireo tanora sy ny membre avy ao FAMAF Antsahamarina distrika 67/Ambohitrimanhaka tonga marobe nanatontosa ny Asa misionera Vakilay fitetezana trano teny Apangabe Ambohitrimanjaka.

🙏🏼Manasa antsika hitondra am-bavaka hatrany ho an’ny asa fitoriana eny an-toerana🙏🏼.

Mitohy hatrany ny asa

Photos from MJA Analamanga 6's post 05/06/2026

📢 Rahampitso Ilay fotoana an!
Aza adino ny tente dia any mihaona e!

Photos from MJA Distrika Ambohimanarina's post 04/06/2026

MJA Distrika Ambohimanarina ⛺📣

04/06/2026

🫡CAMP’AURA 🫡
❌Antsoina hivory ray aman-dren’ireo izay handeha Camp’Aura ny Alahady zao (8h:30) ao FAMAF Soamanandrariny.

04/06/2026

Ehhh.. Efa ho avy ny Camp'Aura. Efa nisoratra anarana ve ise. Mbola tsy tara an. Ambiance be indray any toy ny teny amin'ny Fitsangatsangan'ny Explorateur teny Alarobia izay nibatantsika région 6 fandresena maro.
Miomana dieny izao ary ny isam-piangonana fa eny indray ny fotoanantsika eee...

03/06/2026
02/06/2026

🔥 YOUTH TALKS | Growing in Christ 🌱

How do young people grow in Christ in a world full of distractions, pressures, and endless choices?

Join us for another inspiring episode of Youth Talks as we explore practical ways to deepen our relationship with Jesus, strengthen our faith, and become disciples who impact the world around us.

🎙️ Guest Speaker: Pastor Alfred Kwasi Asiem (General Conference)
📅 04 June 2026
🕖 7:00 PM (SA Time)

📢 Directors, this is your opportunity to gather your Adventurers, Pathfinders, Ambassadors, Young Adults, Master Guides, PCM members, and youth leaders. Share this post, invite your clubs, and encourage every young person to tune in as we grow together in Christ.

💬 Tag your club members and spread the word!

01/06/2026

❌❌Eh! ity ilay After Camp ho antsika rehetra

📢 Aza tara misoratra anarana amin'ireo numero ao anaty affiche ireo 😇

NB: Mitondra tente ⛺️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


D7
Antananarivo