Tanàna Patrakala

Tanàna Patrakala

Share

Centre de loisirs | Hébergement | Restauration
📍 Ambatolampy Tsimahafotsy
🕰️ Ouvert 7j/7 de 8h à 16h30

26/11/2025

Filazàna 📣

🍀 Ampahafantarina isika fa « privatisé » ny Tanàna Patrakala ny Sabotsy 29 Novambra ho avy izao, ny tontolo andro.

🍀 Ny ampitso Alahady indray izahay dia efa mandray anareo indray.
Marihina fa misokatra ihany koa ny tanàna ny andavan’andro.

Mankasitraka tompoko ☺️
Tanàna Patrakala
📌Ambatolampy Tsimahafotsy
☎️ 032 58 615 67 - 034 25 898 38 (ora fiasàna)

Photos from Tanàna Patrakala's post 06/09/2025

Maro karazany ny salade aty aminay 🥗

Ao ny :
- Salade roquette
- Salade rouge
- Salade laitue
- Salade batavia

🍀 Tsy ampiasana akora simika avokoa ny famokarana azy ireo no sady rehefa hinana mihitsy ianareo vao otazana, izany hoe mitazona ny tsirony naturaly tsara!

Iza tamin’ireo karazany ireo no mbola tsy nandramanao ? ☺️

Tanàna Patrakala
📍 Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 032 58 615 67 - 034 25 898 38 (ora fiasàna)

Photos from Tanàna Patrakala's post 05/09/2025

Tsenabe TSIMIALONJAFY 2025: sady fampandrosoana no fialamboly ✨☺️

Tanàna Patrakala
📍 Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 032 58 615 67 - 034 25 898 38 (ora fiasàna)

Photos from Tanàna Patrakala's post 04/09/2025

Santionan’ireo fifampiofanana tamin’ny Tsenabe TSIMIALONJAFY 2025 ✨

🍀 Fisaorana feno ho an’ireo mpampiofana izay nizara fahalalana sy traikefa tamin’ireo mpanatrika rehetra. Misaotra antsika ihany koa izay namaly ny antso ☺️

Tanàna Patrakala
📍 Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 032 58 615 67 - 034 25 898 38 (ora fiasàna)

Photos from Tanàna Patrakala's post 04/09/2025

Mankasitraka an’ireo mpampiranty ✨

🍀 Mamerina ny fankasitrahana feno ho an’ireo mpampiranty rehetra tamin’ny Tsenabe TSIMIALONJAFY - nizara sy nampahafantatra ireo vokatra sy tolotra, nifampizara traikefa ary indrindra ho reharehan’ny kaominina Ambatolampy Tsimahafotsy sy ny manodidina.

Tanàna Patrakala
📍 Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 032 58 615 67 - 034 25 898 38 (ora fiasàna)

Photos from Tanàna Patrakala's post 29/08/2025

Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Tsenabe TSIMIALONJAFY 2025 ✨🧺

🍀Tontosa soa amantsara ny lanonam-panokafana ny Tsenabe TSIMIALONJAFY andiany 2025 teto amin’ny Tanàna Patrakala, anio Zoma 29 Aogositra 2025.

🍀 Mamerina ny fankasitrahana an’ireo mpiara-miombon’antoka,
mpanohana, mpiara-miasa, mpampiranty, manam-pahefana mpiahy sy ny mpitsidika nahavitàna soa an’ity andro voalohan’ny Tsenabe ity.

🍀 Mbola mitohy ny Sabotsy rahampitso sy ny Alahady moa ny hetsika ka manasa antsika rehetra fa sady fampandrosoana ity no fialam-boly !

Tsenabe TSIMIALONJAFY
🗓️ 29 - 30 - 31 Aogositra 2025
📍Tanàna Patrakala Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 034 71 108 80 - 038 16 817 42

29/08/2025

Tonga ity ilay fotoana !
✨ Tsenabe TSIMIALONJAFY ✨ aty amin’ny Tanàna Patrakala

Mpisehatra na liana amin'ny:
🍀🐣 Famokarana (fambolena, fiompiana, jono,...)
🧺Asa-tanana
🥫Fanodinam-bokatra
🗂️Tolo-draharaha
📈Tetikasa fampandrosoana
.. sy varotra isan-karazany ve ianao?

🍀 Natao ho anao ny Tsenabe TSIMIALONJAFY izay ahitana tranoheva 30 amin’ny sehatra isan-karazany ary hanomezana fiofanana maro!

🍀 Aza adino ny fotoanantsika hiarahana amin’ny fialamboly maro (canoë, pédalo, manège, trampoline, sns..) sy mpanakanto manandratra ny maha-malagasy (Raozy gasy sy Mahaleo taranaka).

Tsenabe TSIMIALONJAFY
🗓️ 29 - 30 - 31 Aogositra 2025
📍Tanàna Patrakala Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 034 71 108 80 - 038 16 817 42

27/08/2025

Iza amin’ireo lohahevitra ireo no tianao hatrehana indrindra ? 🍀✨

Sady mahazo traikefa ianao no miala voly miaraka amin’ny Tsenabe TSIMIALONJAFY ☺️

Araraoty fa sao taraiky - tafiditra anaty vidim-pidirana 3.000 Ar avokoa izany rehetra izany !!

Tsenabe TSIMIALONJAFY
🗓️ 29 - 30 - 31 Aogositra 2025
📍Tanàna Patrakala Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 034 71 108 80 - 038 16 817 42

27/08/2025

Te ho salama amin’ny fomba naturaly ? 🍀🤗

Ny Adassa Santé ny vahaolana - hanolotra anao vokatra naturaly sy vita gasy mandritra ny Tsenabe TSIMIALONJAFY ✨

💊🩺 Ankoatran’ireo fanampin-tsakafo ara-pahasalamana varotan’izy ireo, dia hisy FIZAHAM-PAHASALAMANA maimaimpoana (fitsapàna tosi-drà sy fitilihana diabète) ho an’ireo mpitsidika.

Araho anaty horonantsary ary ny andinin’izany 👇

Adassa santé - « La Santé avant tout"
📞Médecin : 038 99 149 12
📞 Renseignements et vente : 032 29 020 08/033 10 287 58
📍Akaikin’ny Restaurant Mini Mini Ambatolampy Tsimahafotsy

Tsenabe TSIMIALONJAFY
🗓️ 29 - 30 - 31 Aogositra 2025
📍Tanàna Patrakala Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 034 71 108 80 - 038 16 817 42

Photos from Rofia Lifestyle's post 27/08/2025

👜 Fihenam-bidy 40% hatramin’ny 50% ho an’ireo asa tànan’i Rofia Lifestyle mandritra ny Tsenabe TSIMIALONJAFY ✨

Araraoty araraoty fa tsy manam-paharoa ny hetsika toy izao !!

Photos from Tanàna Patrakala's post 27/08/2025

📣 Inona avy ny hitanareo raha mitsidika ny Orinasa PATRAKALA ianareo mandritra ny Tsenabe Tsimialonjafy ?

💦 Fivarotana fitaovam-panondrahana mitsitaitaika
🌱 Fivarotana zezika kankana
🗒️ Fiofanana maimaimpona amin’ny fanondrahana mitsitaitaika (Zoma 29 Aogositra amin’ny 3 ora) sy famokarana zezika kankana (Sabotsy 20 Aogositra amin’ny 11 ora)
👥 Fitafatafana miaraka amin’ny teknisianina matihanina amin’ireo sehatra ireo

Aza adino ary ny fotoanantsika 👇

Tsenabe TSIMIALONJAFY
🗓️ 29 - 30 - 31 Aogositra 2025
📍Tanàna Patrakala Ambatolampy Tsimahafotsy
📞 034 71 108 80 - 038 16 817 42

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambatolampy Tsimahafotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00