Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ

Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ

Share

Kafiv karaté-do et PANCRACE MMA (Art combiné)
Siège social : LE RUISSEAU AMBOAVAHY

Le club est créé en 1993, le lieu d'entrainement: Akany Fanavaozana ANDRANOMENA Ambohimanarina, les personnes (homme et femme) à partir de 5 ans et plus peuvent s'inscrire et devenir membre... OSS

08/08/2026

KAFIV KARATÉ-DO

18/07/2026

Entraînement du Jour à Ambohidroa

Photos from Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ's post 13/07/2026

Vita iny ny Gasshuku.Misaotra antsika ray aman-dreny nametraka ny fahatokisana taminay senseï.Ny tanjonay Dia ankizy mahay miara-miaina, mifanampy, mifankatia, manao découverte, mifaly amin'ny tontolo tsy misy réseau sociaux, miaina ao anatin'ny natiora,..Satrin'ny ankizy tsy nody fa dada sy neny koa efa sasa-miandry.KAFIV pour toujours (Karaté -Do et Métal force MMA).Merci aux équipes bleues, grenats, jaunes

12/07/2026

GASSUKU KAFIV KARATÉ-DO & PANCRACE KAFIV METAL FORCE MMA à AMBOHIMANGAKELY IKIANJA

10/07/2026
Photos from Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ's post 04/05/2026

Arahabaina senseï Viviane Hasina nahazo Chevalier de l'ordre National.Hitantsika amin'izao fa tsara ny karaté Ary mifandray amin'ny fiainana andavanandro, indrindra amin'ny asa.Faly izahay KAFIV (karaté-Do Fivoarana Andranomena sy Ambohimangakely) Ary ny KAFIV MÉTAL FORCE MMA manana anao

02/05/2026

Entraînement du jour

25/04/2026

Sady faly no mahazoto ny ankizy Kely

Photos from Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ's post 23/03/2026

Misy foana ny goûter collectif ato amin'ny club.Bon appétit.Ny Ray aman-dreny mikarakara.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Andranomena Ambohimanarina
Antananarivo
101