15/01/2026
Esca Foot
ESCA FOOT | École de foot dès 5 ans
Formation, discipline & plaisir | Inscriptions via message ou sur place (ESCA Antanimena).
15/01/2026
Ho antsika ray aman-dreny hampiditra mpianatra amin’ny ESCA Antanimena
✨ BONNE ANNÉE 2026 ! ⚽️
Mirary taona feno fahasalamana, tanjaka ary fandresena ho antsika fianakavian’ny Esca Foot amin’ity taona vaovao ity. 🏆🥇🏅⭐️💯💪🔥
🚨 💯 Ilaza isika fa manomboka rahampitso alarobia 14/01/2026 ny entraînement tsika a, tongava daholo .
📍 Lieu : ESCA Antanimena
🕜 Horaire :
Mercredi 13h30 – 15h30
Samedi 7h30 - 9h30
✅️ 📩 Misokatra koa ny INSCRIPTION ho antsika izay te-hanaraka ny fampianarana ato aminay. (A partir de 5 ans)
▶️ en MP direct na tongava aty amin’ny bureau ESCA Antanimena.
👉 Soraty oe "INSCRIPTION" ao amin’ny commentaire dia alefanay ny informations rehetra, na
👉 Envoyez “INSCRIPTION” + nom de l’enfant + âge, et l’équipe vous répondra rapidement.
17/12/2025
📢 FAMPANDRENESANA 📢
Programme d’entraînement Esca Foot Décembre 2025
✅ Entrainement :
Mercredi 17 Décembre
❌ Tsy misy entrainement ny :
Samedi 20 Décembre,
Mercredi 24 Décembre,
Samedi 27 Décembre
✨ Ary soloina amin’ireto date ireto ny entraînement :
Lundi 22 & Mardi 23 Décembre
⏰ 9h – 11h
👉 Ireo no entrainement farany amin’ity taona ity
Rentrée : Mercredi 07 Janvier
Misaotra tompoko 🙏
⚽️ MATCH AMICAL ⚽️
ESCAFOOT 🆚️ FC ASESSE
Ilazana isika fa misy match rapitso sabotsy 29 novembre 2025.
Amin’ny : 6H30 U17
7H3O U7 9 11 13 15
PS: Raha toa ka avy be ny orana androany ariva dia tsy raikitra ny match, fa entrainement fotsiny no atao.
10/10/2025
🚨 FILAZANA 📣📣
Ilazana isika membre ny esca sport fa misy entrainement rahapitso samedi 11 octobre 2025. Manomboka amin 7h 30 tsy diso avokoa ny activités ary mifarana amin 9h 30.
Iangaviana isika Ray Aman-dreny mba haka ny akizy amin'ny 9h 30 tsy diso.
Mankasitraka dia mirary soa atsika rehetra.
FILAZANA
Miverina mikotrana ny ESCA FOOT ny alarobia 03 septembre ho avy izao.
Efa manomboka ihany koa ny reinscription année scolaire2025-2026 ho an'ny ESCA SPORT FOOT BASKET VOLLEY ka tsy maintsy efaina aloha ny volana août 2025 zay vao afaka manao ny reinscription sy manohy ny taom-pilalaovana.
Any amin'ny bureau avokoa no ahazoana ny information mikasika ny Reinscription.
Entanina hatrany isika membre hifampilaza.
Mankasitraka.
Ametur Cor Iesu
FILAZANA
Ilazana isika ao amin'ny Ecole de Sport ESCA BASKET sy ESCA VOLLEY fa tsy misy ENTRAINEMENT ny Alarobia 27 août 2025 ho avy izao.
Antony : Mandray ny mpampianatra rehetra eto amin Diosezin' Antananarivo ny Sekoly Esca manao FORMATION mandritra ny herinandro ka tsy azo hanaovana activités hafa.
Mankasitraka ary manentana antsika hifampilaza.
08/08/2025
🔥⚽️ MATCH AMICAL FOOT ⚽️🔥
Atao ny asabotsy 9 août 2025 ho avy izao
🥅 Ao amin’ny terrain foot ESCA Antanimena
🕖 amin’ny 7:30 maraina
🔥 ESCA FOOT VS E.F.C.A
U9 - U11 - U13 - (U15 - U17)
📣 Tongava maro hanoana ny ekipa 🥇💪
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo