03/06/2026
Andao iaraka irary ny soa hoan’i Nantenaina amin’izao tsingerin-taona nahaterany izao 🎊⚽️
Ho ela velona enao ralahy 🙏
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tamafia Fc, Sports Team, Ankatso, Antananarivo.
03/06/2026
Andao iaraka irary ny soa hoan’i Nantenaina amin’izao tsingerin-taona nahaterany izao 🎊⚽️
Ho ela velona enao ralahy 🙏
29/05/2026
Niany dia tsingerin-taona nahateran’ito photographe-nay ato amin’ny Tamafia Fc ito ka andao isika iaraka irary ny soa hoazy 🎉🙏
Mitomboa talenta atrany fogn lesy Maminiaina Jaskim a 🎊🙏🙏
17/05/2026
VICTORIA 🔥⚽
Mankasitraka Tamafia Fc 💛💙
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
17/05/2026
🚨 Niany amin'ny 1 ora sy 30 minitra ny match an'ny Tamafia Fc ,izay atao any Ambohimalaza ka tongava dahôly izay zanaky Tanambe aketo Antananarivo mba hanoana ny ekipantsika
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
03/05/2026
ALEFA LESY Tamafia Fc a⚽✊
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
01/05/2026
🚨Manentana antsika zanaky Tanambe rehetra eto Antananarivo izahay Tamafia Fc mba anohana ny ekipantsika amin'ny lalao baolina kitra izay ataonay ny Alahady 03 Mai hoavy izao ⚽
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
29/04/2026
E
ALEFA Tamafia Fc 🔥⚽
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
🎯 Liste des groupes du Tournoi BAZAMMA 2026 dévoilée !
Le tirage au sort a parlé ! Voici les groupes qui s’affronteront sur les terrains pour la victoire. Du suspense, du fair-play et surtout du 🔥 football en perspective.
Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy 🌾
BAZAMMA
28/04/2026
Heureux anniversaire TOLDO Mitan'tsu Jean Theophil🎉
Alefaso ny firariantsoa antsika rehetra ❤️🙏
26/04/2026
HOAN'IZAY ZANAKY TANAMBE DAHÔLY AKETO ANTANANARIVO NA AIGNY ANTANÀNA TOHANO NY EKIPANTSIKA ⚽
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
🌾Tournoi BAZAMMA foot à 9 ⚽️🌾
✳️Ireto avy ny mpandray anjara amin’ny tournoi football BAZAMA ⚽️
✳️Mbola afaka mandray hatramin’ny alarobia 29 avril 2026 ho an’izay équipe isoratra narana
✅Daty fanombohan’ny tournoi : Alahady 03 mai 2026
NB : ity tournoi ity dia ho anaovana sélection an’ireo Joueurs hisolotena an’ny BAMAMMi🌾
Sao de mba tsy Brazil🇧🇷 ary ilay contre tamin'ny France🇫🇷 lahaly iny fa Tamafia Fc 🙃