13/02/2024
Coach wubi
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coach wubi, Sports, Anosizato Andrefana, Antananarivo.
13/02/2024
06/02/2024
👉Kick boxing, boxe Anglaise, Pancrace, MMA (art martial Mixte)......Yé Misy AVOKOA Ireo tompoko💪💪💪
MP : Wubi Andria / 0341605868
27/01/2024
Tsy Mora milavo lefona izany eo amin'ny fiainana... "TIENS LE COU" 💪
24/01/2024
Ny fanaovana diet na régime alimentaire tompoko tsy hoe erinandro na 1 volana fotsiny ihany fa Mila atao fomba fiainana. Aoka izay ilay mataotra ny tsy ho voky fa ezaho fa vitanao io. Ataovy zan mba ho An'i fahasalamanao manokana,tsy aky Hijery ny manodidina ny fitaizana ny fahasalamana💪💪💪👊👊👊👊
24/01/2024
Nohon'ny fandaminana dia nahembotra aminy 3 sasany ny ZUMBA KIDS Isaky ny Alarobia hariva💪💪💪💪💪💪💪💪
FAMPIANARANA MANDIHY ny ankizy mihintsy ilay ZUMBA KIDS izay ataon'ny ankizy io 💃💃💃💃
11/01/2024
Adinoy hatreo ny Bourrelets sy ny Cellulites miaraka amin'ny COACH WUBI. Isanandro amin'ny 5 Ora Maraina- 06 Ora sasany Hariva.
FB : Wubi Andria / 0341605868
MAFANAAAAAAAA💪
05ora maraina-06ora hariva
Miandry anareo izahay
FB : Wubi Andria / 0341605868
30/11/2023
KICK BOXING 👉Am Alahady ny fotoana 💪💪💪
info : 0341605868/ Fb : Wubi Andria
Miandry anareo zay isanandro. Misokatra isaky ny -06hariva ny salle.Tongava fa vonona hanome fahafahampo anareo izahay. FB : Wubi Andria /Tel: 0341605868
FEELING MAFANAAAA HATRANY💪💪💪
INFO : 0341605868 / FB: Wubi Andria
21/11/2023
Misokatra ho antsika foana ny salle ho an'ireo izay te ho salama sy hanala sorisory. Ambiance be hatrany.💪💪💪
Info : 0341605868
FB: Wubi Andria
03/11/2023
PROGRAMME
INFO : 0341605868
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Anosizato Andrefana
Antananarivo
101