20/07/2022
🚨Mercato: Nifindra amin'ny As Roma i Paulo Dybala🇦🇷, contrat hatramin'ny juin 2025.
Malagasy mpakafy foot
20/07/2022
🚨Mercato: Nifindra amin'ny As Roma i Paulo Dybala🇦🇷, contrat hatramin'ny juin 2025.
16/07/2022
🚨Mercato
⚠Nahita fifanarahana ny Fc Barcelona sy Bayern Munich ny amin'ny hifindran'i Robert Lewandowski🇵🇱. Hifindra amin'ny Fc Barcelona i Robert Lewandowski🇵🇱; 50millions € nividianan'ny Barça azy, contrat telo taona.
14/07/2022
🚨Mercato
⚠Niova lasy, nifindra championnat , nifindra amin'ny FcFlamengo any Bresil i A.Vidal🇨🇱. Natao omaly ny presentation tao amin'ny kianjan'ny Flamengo; contrat ray taona hatraminy Decembre 2023.
14/07/2022
⚠Mercato(Rumeur ): Misy club saoudien(Arabie Saoudite) vonona hanakarama an'i Ronaldo🇵🇹 125 millions € isantaona ,nandritran'ny roa taona. Raha maneky i Ronaldo dia vonona io club io,tsy mbola voafaritra moa anaran'ilay club.
Source:CNN Portugal & TVI
13/07/2022
ManCity💪🏻💪🏻
13/07/2022
🚨Mercato
⚠Raikitra: Hifindra amin'ny Chelsea Fc i Koulibaly🇸🇳, rahampitso no atao ny visite medicale hiarahana amin'ny Chelsea.
40 millions € no nividianan'ny Chelsea azy tamin'ny Naples ,ary hirakama 10 millions isantaona.
13/07/2022
⚠Mercato(Rumeur ):Tahorinan'i Koulibaly🇸🇳, mikendry haka an'i Kimpembe🇫🇷 i Thomas Tuchel mpanazatran'ny Chelsea .
13/07/2022
Sadio Mané🇸🇳💪🏻💪🏻
13/07/2022
Fanazarantena androany Bayern Munich💪🏻💪🏻 avec Mane🇸🇳
13/07/2022
Di Maria🇦🇷 miraka amin'ny Juventus 💪🏻
13/07/2022
🚨Mercato
⚠Handao ny City, fito taona niarahana,androany dia nanao velona ny Manchester City i Raheem Sterling🇬🇧 ka hifindra amin'ny Chelsea.
Avec ManCity:
🎽339 matchs
⚽131 buts
🎯 95passes decisives
🏆10 trophées
13/07/2022
⚠Efa namoaka vava fa tsy te hilalao amin'ny Bayern Munich intsony , ankehitriny anefa dia mbola niverina nanao entrainement amin'ny Bayern Munich ihany i Robert Lewandowski🇵🇱.