10/06/2021
REPOSE EN PAIX DTN
⚠MISAONA NY TONTOLON'NY BAOLINA KITRA
Amin'alahelo lehibe no ampandrenesana antsika ny fahalasan'i Tompokolahy DEBON Jean François, Tale Teknika Nasionaly eto anivon'ny Federasiona, izay nitranga io alina io.
Ny Filohan'ny FMF, ny komity mpanatanteraka, ny mpiara-miasa sy ireo ratsamangaika rehetra mandrafitra ny baolina kitra Malagasy dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviny.
27/02/2021
Un joueur qui fait encore rêvé les spectateurs 🔥
Homme du match DFC 🆚 FCA
11/02/2021
Mahaleova mahalasana coach Mikka!
⚽️ Nicolas Dupuis a décidé d’intégrer un deuxième assistant coach dans le staff technique des Barea CAN, en plus de Léonie Rakotovao. Il s’agit de Mika Rabeson, ancien capitaine des Barea à la Cosafa Cup et ancien capitaine de la CNaPS Sport. Ce dernier a récemment pris sa retraite. Par la suite, il s’est mué en entraîneur. Il a décroché sa Licence C en 2019 à Toliara, en terminant major de sa promotion.
🔹 « J’ai eu mon diplôme il y a deux ans et dernièrement j’étais sur le banc de la CNaPS Sport avant la fusion du club pour devenir CS-DFC. C’est un honneur d’avoir été sollicité par le sélectionneur des Barea », confie-t-il.
🔹 Mika faisait partie de la génération dorée de la CNaPS Sport, qui a enchaîné les titres de champions de Madagascar durant la précédente décennie. Le milieu de terrain a également brillé lors des apparitions de la sélection malgache en Cosafa Cup. Il espère maintenant rencontrer le même succès dans sa carrière d’entraîneur.
📷 Cosafa
L'actualité de Madagascar en continu sur https://actu.orange.mg/
28/01/2021
CS-DFC
⚽⚽
Manasa antsika mba ho tonga maro anohana ny ekipantsika🎉💪⚽??🔴
16/10/2020
Manoloana ireo fisintomana lakilosy sy fanajoajona ataon'ny "mpijery baolina" mahakasika ny anarany izay voatonona matetika tamin'ity erinandro ity dia nivoaka tamin'ny fahanginany i .
22/08/2020
FAHOMBIAZANA TANTERAKA HO AN'NY KLIOBAN-TSIKA NY TAOM-PILALAOVANA 2019-2020 NA DIA TSY TONTOSA HATRAMIN'NY FARANY AZA NY FIFANINANANA.
ireo izay nanohana hatrany
ireo Toniam-pitantanana teo anivon'ny CNaPS
ny fikambanan'ny mpiasa
mpiasan'ny CNaPS rehetra nanohana eram-po eran-saina
mpitantana ny CSF Football
mpilalao rehetra sy ny vady aman-janany avy
club des supporters rehetra manerana ny Nosy
HIROSO HATRANY ISIKA HO ANY AMIN'NY FAHOMBIAZANA KOA AZA MISARAKA AMINAY
Orange Pro League 2019/2020 - LE BILAN
➡️ http://pro-league.mg/details-article/28
16/08/2020
Les décisions prises par la CFEM à l'issue de la réunion du 15 août 2020 dans l'article ci-dessous :
http://pro-league.mg/details-article/27