24/05/2026
✅Faly be aho rehefa nandalo tato amin’i Rasosport ianareo na dia 1 volana monja aza ka namindrako energie entina miatrika ny fiainana amin’ny halalan’ny trail running!🏃🏾♀️ 🏃🏾♂️ 💪🏽🌹
✅Maro ianareo tao tamin’ny Trail de l’Amitié no efa nanao Rasosport fa singaniko manokana i Rojo Marinah Andrianarivo izay notsenaiko tody hatramin’ny farany medaillé finisher 🥇 💪🏽 😘 ! Nanohana ahy tanteraka ny tenin-dry retsy ary saika latsaka ny ranomasoko 🥹 “Merci Rasoa! Tu m’as redonné le gout de la vie!” … “tsy nisaraka tamiko ny baume”… ndriii! Arahabaina retsy a
✅ Mbola nampihetsipo ahy koa ianao ry Liva na mody tsy niteny aza aho. Efa lehibe isika fa manatanjatena miaraka amiko ianao ary niakatra podium! 🥇 sy 🏆 💪🏽😍- Mahafinaritra re a! Alefa foana ary tsy mijanona intsony
✅ Ravaka, 🔥 tsy misy miala eo! Tia namana, tia manampy!🥇 Petoulet nahazo 🏆🥇👏👏👏Mamy, Patricia Josefa Solofoniana Randriamananoro II sy ianareo rehetra tsy ho voatanisa tia sy naman’i Rasosport teo! Nahazo medaly daholo tsy nisy ni abandonne na iray aza! Bravo be daholo tamin’ny ezaka rehetra!
Nahazo medaly maro be tsy voaisako isika! 🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇 🏆
BRAVOOOOOO 👏👏👏👏👏🔥🔥🔥
21/05/2026
✅Tena ekipa enjana ilay androany iny! 💪🏽🌹😍 tolorana voninkazo mihitsy ary manao Rasoa Trail daholo 🏃🏾♀️➡️🏃🏾♀️➡️🏃🏾♀️➡️
✅fa vao hiainga dia tapidalakaleha fa nisy bolodôzera be tampoka nandrava tendrombohitra 😱
✅Avy eo very tao anaty tanàna mifefy sangodimpanina be ka miakatra ka midina! Variana daholo ny olona tao nijery bikambehivavy mihazakazaka
Andao hanaraka anay izay mahasahy e!
20/05/2026
FILAZANA:‼️🔊🔊🔊
Misy namantsika mandray anjara amin’ny Trail de l’Amitié amin’ny Asabotsy 23Mai Izao, noho izany dia tsy misy ny entrainement-tsika mahazatra isakin’ny asabotsy SAINGY
Raha misy olona 10 aminareo ⬜️⬜️⬜️ loko fotsy vao hanomboka Trail mihitsy na hoe te andeha tongotra hijery ny fahafahanareo hanoy hiaraka aminay indray andro any dia (✋-5km ) eo amin’ny commentaire fa entina ianareo. Eo Alasora no fotoana.
18/05/2026
Ho fankalazana ny fetin’ny reny dia handray anjara ao amin’ny Le grand Marché de Tana indray isika Rasosport! Tongava maka izay tianao atolotra an-dreninao na voninkazo na fanaovana trail miaraka amin’i Rasosport na sakafo mahasalama na ny baume manala fanaintainana e!
28-29 Mai ao amin’ny stade Barea ny stand mahazatra antsika 🌹🌸💐
Ho ela velona ny reny Malagasy rehetra
30- Rasoa Trail 🤭
18/05/2026
19- Escaliers 🤚🏽
21-Ambatobe 🤚🏽
28/29- St.Barea
30- Rasoa Trail 🚌2
16/05/2026
17km/3heures/D+++++
Misaotra an’i Le Kefir nanala hetahetra après kotrana be! 💪🏽 Misaotra an’i Fabrice ay Africa Initiative naka ny sary dia amin’ny manaraka indray e