25/02/2026
🪴 FAMBOLENKAZO FAMILLES DEUX ROUES ❤️ 🇲🇬
💧 01 MARS 2026 ( DIMANCHE
FIHAONANA PK58 KM , RN4 )
✔️ Hetsika Isan-taona natokana ho antsika mpitondra 2roues ( Moto/ scooter ) eto Antananarivo sy ny manodidina . Hanasa ireo Mpankafy, , , izay misy eto Tana Ville sy manodidina hiaraka hanatevindaharana .
🌳" Izay mamboly hazo , manome aina "
❤️ Fandraisana anjara amin ny fikarakarana : 3000 Ar par Casque
( Transport ny zanakazo , déplacement , technicien chef cantonnement forestier )
✅️ Point Départ : Station Shell Vaovao Ambotrimanjaka ( Mpivarotra Art Malagasy )
👉 PROGRAMME :
• Fandraisana ireo Membre Vao2
• Fanentanana " Vitesse Tsy Misetrasetra
• Réboisement FAMILLES DEUX ROUES
• Fanentanana : Fitetezamparitra TourRideMadagascar
• Faranana @ Fiarahana Misakafo eny Soaniedanana ( pk60km / exclus ) .
♥︎ Participants : , ....
》Recommandation : Casque , chaussures fermées , Gants ,imperméable , Lunettes , Casquette , creme solaire , ..sns
-------⚠️Vitesse tsy misetrasetra ⚠️---------
⛔️ Manaja ny fiaramonina eny andalana mandroso sy miverina
♻️Filankevitra :
Casm Madagascar ( Message Privé)
0349179143