25/05/2026
👉🏿 Na ny an'ny samy kely na ny an'ny samy lehibe no mifandona eo Sénégal sy Maroc dia mangotraka be foana ny lalao🔥
🔸Ho hita eo indray hoe iza no haninona❓🤔
🔸Iza marina no tena mafy amin’izy ireo❓
Omeo ny pronostikanao❓
24/05/2026
✨ Tsetsatsetra tsy haritra
👉🏿Afaka tapa-bolana katroka dia ho tonga ny Mondial 🌍🎉
24/05/2026
Namono baolina 1 indray i Fenohasina ka nitondra fandresena ho an'ny Al-Merrikh SC tamin'ny isa 2️⃣-0️⃣ manoloana an’i Hilal Alfasher. 🏆🎉
👉🏿 Iny baolina matin’i Fenohasina omaly iny no manaporofo fa tsy sanjila akory fa tena fahaizana ireny but hatramin’izay ireny
👉🏿 Efa ela ihany izay nitranganan’io klioba misy azy io fa izao aho vao nahita hoe olona mpampidibalona matetika toa azy.
23/05/2026
🔸Omeo ny pronostikanao ❓
Valence CF 🆚 FC Barcelone
Real Madrid 🆚 Athletic Bilbao
23/05/2026
🚨OFISIALY. Hiala ao amin’ny Valenciennes FC i El Hadary Raheriniaina rehefa tapitra ny fampindramana azy amin’ny 30 Jona 2026.
🔙 Raha tsy misy famindrana na fampindramana vaovao dia tokony hiverina ao amin’ny Paris FC (Ligue 1) ilay mpanafika Malagasy.
22/05/2026
Saika nitovy fa tsy ampy volom‑bava fotsiny ra Miandriray 😅👨🏿🧔🏿✨
20/05/2026
⚽🔥 Nampiditra baolina ho an’i Al‑Merrikh ihany koa i Fenohasina
📹 Alefanay eto avokoa ny vidéo an'izany réhetra izany rehefa vonona
👉🏿 Abonneo ny pejy ô 👍🏿