05/08/2026
💃🔥 MITOHY FOANA NY ZUMBA MIARAKA AMIN’NY NUTRI’ZAZA ! 🔥💃
🎶 Fotoana mamy, feno mozika, fihetsiketsehana ary fifaliana no iainantsika isaky ny Zumba !
❤️ Miaraka aminay, ny fahasalamana azo, ary ny hafaliana manaraka azy hatrany! 😊
👩🏫 Sady miaraka amin’ny coach cool, sariaka ary mahafinaritra, izay mitarika antsika amin’ny énergie tsara hatrany. 💪🎶
😍 misy mihitsy aza ireo mamonjy anay avy lavitra, satria tsapany fa zava-dehibe ny:
🏃♀️ mampihetsika ny vatana
❤️ mikarakara ny fahasalamana
😊 ary manokana fotoana ho an’ny tena ao anatin’ny fifaliana.
👉 Ary ianao? Mbola miandry inona? 😄
📅 MITOHY FOANA ISIKA :
➡️ 💃 Alakamisy: 17h00
➡️ 💃 Sabotsy: 09h00
📍 Toerana: Hotelin-jazakely Andravoahangy
💰 Sarany: 5 000 Ar / séance
🌟 Tongava miaraka aminay! Na vao manomboka aza ianao, tongava fotsiny fa hiara-hihetsika sy hifaly isika! 💃🕺
💚 Zumba Nutri’zaza — Mihetsika ho an’ny fahasalamana, mifaly ho an’ny fiainana!
22/07/2026
✨ MITOHY HATRANY NY ZUMBA ETO AMIN'NY HOTELIN-JAZAKELY ANDRAVOAHANGY! ✨💃
🎶 Aza tara fa efa maro ireo misafidy hiaraka aminay!
Isaky ny séance dia fotoana iray feno mozika, fifaliana ary hery vaovao, sady manampy anao hikarakara ny fahasalamanao.
😊 Raha:
✔️ te hiala stress sy havizanana,
✔️ te hanao fanatanjahantena ao anatin'ny rivo-baovao mahafinaritra,
✔️ na te hanandrana zavatra vaovao,
👉 dia tongava hiaraka aminay amin'ny Zumba miaraka amin'ny Nutri'zaza!
👩🏫 Miaraka amin'ny coach za-draharaha, izay hitarika antsika amin’izany ao anaty toerana mahafinaritra.
📍 Toerana : Hotelin-jazakely Andravoahangy
🕔 Fotoana :
➡️ Alakamisy amin'ny 05 ora hariva
➡️ Sabotsy amin'ny 09 ora maraina
📞 Fanazavana fanampiny :
📱 032 03 019 30
📱 032 03 019 31
💚 Ny fanaovana fanatanjahantena tsy tapaka, miaraka amin'ny sakafo ara-pahasalamana, dia manampy amin'ny fampihenana ny risika ateraky ny aretina tsy mifindra, toy ny diabeta, ny tosi-drà ary ny hatavezana.
🚨 Tongava maro fa voafetra ny toerana!
🌟 Zumba miaraka amin'ny Nutri'zaza – Mihetsika, mifaly ary mikarakara ny fahasalamanao! 💃❤️
21/05/2026
✨ HEY !! MITOHY HATRANY ISIKA ! ✨
💃🕺 Mbola misy foana ny Zumba ao amin’ny Hotelin-jazakely Andravoahangy!
🔥 Raha te:
😊 hiala voly
💆♀️ hanala stress
❤️ hikarakara ny fahasalamana
🎶 ary hiaina fotoana feno mozika sy énergie tsara
👉 Dia tongava hiaraka aminay!
👩🏫 Miaraka amin’ny coach efa za-draharaha sy matihanina,
ka na vao manomboka aza ianao dia afaka manaraka tsara 😊
📅 Fotoana:
➡️ Alakamisy hariva : 🕔 17h00
➡️ Sabotsy maraina : 🕘 09h00
📍 Toerana: Hotelin-jazakely Andravoahangy
💰 Sarany: 5 000 Ar / séance
📞 Contact:
📱 032 03 019 30
📱 032 03 019 31
💬 na mandefasa hafatra miafina
🚨 Voafetra ny toerana — aza tara!
💥 Andao hiara-hihetsika, hiara-hifaly ary hanatsara ny fahasalamantsika! 💥
05/05/2026
✨ AZA ADINO FA MISY HATRANY NY ZUMBA ! ✨
💃🕺 Isaky ny Alakamisy sy Sabotsy — Zumba miaraka amin’ny Nutri’zaza!
🔥 Efa maro ianareo no liana ary mihamaro hatrany ireo miaraka aminay…
👉 Fa mbola miandry anao koa izahay!
😊 Miaraka aminay :
❤️ Hahita fifaliana
💆♀️ Hiala stress
💪 Ary hanatsara ny fahasalamana
👩🏫 Miaraka amin’ny coach efa za-draharaha sy matihanina
🎶 ao anatin’ny mozika sy hetsika feno hery sy énergie tsara!
📅 Fotoana:
➡️ Alakamisy: 17h00
➡️ Sabotsy: 09h00
📍 Toerana: Hotelin-jazakely Andravoahangy
📞 Contact:📱032 03 019 30 na 032 03 019 31
🚨 Voafetra ny toerana — aza tara!
💥 Andao hiara-hiady amin’ny aretina tsy mifindra
(toy ny diabeta, tosi-drà, sns…) 💥
🔥 Avia hihetsika, hifaly ary hahazo angovo vaovao miaraka aminay! 🔥
22/04/2026
✨ SALAMA OH !! ✨
💃🕺 Tena maro ianareo no liana sy miantso momba ny Zumba… ENY, MITOHY FOANA ISIKA! 🎉
🔥 Raha te : 😊 hiala voly ,💆♀️ hanala stress, ❤️ ary hitsinjo ny fahasalamana
👉 Dia tongava miaraka aminay !
📅 Fotoana:
➡️ Alakamisy hariva: 17h00
➡️ Sabotsy maraina: 09h00
📍 Toerana: Hotelin-jazakely Andravoahangy
👩🏫 Miaraka amin’ny coach efa manana traikefa
🎶 ary mitondra atmosfera feno mozika, hafaliana ary énergie tsara!
😍 Izay efa nandalo dia afa-po avokoa
👉 Anjaranao indray izao!
💥 Andao hiara-hiaina fotoana mamy, hihetsika, ary hahazo angovo vaovao! 💥
🚨 Voafetra ny toerana – aza tara!
📞 Contact:
📱 032 03 019 30
📱 032 03 019 31
📱 038 82 829 41
💬 na mandefasa hafatra miafina
❤️ Zumba miaraka amin’ny Nutri’zaza:
👉 manampy amin’ny ady amin’ny aretina tsy mifindra (toy ny diabeta, tosi-drà, sns…)
08/04/2026
✨ AZA VARIANA FA MISY FOANA NY ZUMBA! ✨
💃🕺 Ao amin’ny Hotelin-jazakely Andravoahangy hatrany!
🔥 Andao hiaraka aminay, fa:
😊 mahafinaritra ny fiarahana
❤️ mahazo fahasalamana
🎶 ary feno fifaliana hatrany!
💪 Ny tanjona dia:
🩺 hanampy amin’ny ady amin’ny aretina tsy mifindra
(toy ny goutte, diabeta, tosi-drà, sns…)
📅 Fotoana:
➡️ Alakamisy hariva: 17h00 – 18h00
➡️ Sabotsy maraina: 09h00 – 10h00
📍 Toerana: Hotelin-jazakely Andravoahangy
💰 Sarany: 5 000 Ar / séance
📞 Laharana:
📱 032 03 019 30
📱 032 03 019 31
👯♀️ Faly mandray antsika rehetra izahay!
👉 Natao ho an’ny rehetra ny Zumba, na vao manomboka ianao na efa zatra!
🚨 Voafetra ny toerana, aza tara!
💥 Avia hihetsika, hanala stress ary hiaina fahasalamana tsara kokoa miaraka aminay! 💥
27/03/2026
✨ ZUMBA ETO AMIN’NY HOTELIN-JAZAKELY ✨
💃🕺 Miarahaba indray oh !!
🎉 Efa nanomboka omaly ny Zumba tao amin’ny Hotelin-jazakely Andravoahangy, ary faly izahay milaza fa :
😍 afa-po tanteraka ireo tonga !
💪 Izahay kosa dia vonona hanohy hatrany ny ezaka mba :
❤️ hikolokoloana ny fahasalamana
🔥 hanomezana angovo sy hafaliana
🩺 ary indrindra hanamafisana ny ady amin’ny aretina tsy mifindra
(toy ny diabeta, tosi-drà, sns…)
📅 Hitohy tsy tapaka ny Zumba isaky ny :
➡️ Alakamisy hariva amin’ny 17h00
➡️ Sabotsy maraina amin’ny 09h00
📍 Toerana: Hotelin-jazakely Andravoahangy
💰 Sarany : 5 000 Ar/ séance
📞 Contact :
📱 032 03 019 30
📱 032 03 019 31
👯♀️ Aza mijanona ho mpijery, andao hihetsika hiaraka aminay!
🔥 Hiala stress, hifaly, ary hahazo fahasalamana tsara kokoa ianao!
🚨 Tongava maro fa voafetra ny toerana!