31/08/2026
☀️Miarahaba antsika rehetra mpanaraka sy mpankafy ary mpiangaly ny dihy 💃🕺.
Fantatsika marina ve ny atao weh.... 🫣 "coach de danse"...? Ahoana no ahatongavana amin'ny izany tanjona izany?
Maro ny làlana ahatongana ho Coach:
1- Mila mahafehy ilay taranja aloha ianao. Izany weh manana teknika sy "vraie experience" amin'ilay taranja.
2- Mahay mampita. Mahay manazava, maneho , manatsara (corriger) ary mba mahay manome fanazarana mazava tsara ho an'ireo mpianatra mba afahany mivoatra ( adapter les exercices au niveau de l'élève).
3- Mila manana traikefa (expérience). Cours particuliers, collectifs, fanazaran-tena ho an'ny couples, spectacles, competitions sns...
4- Mba manao Formation kely afahana manatsara ny Pédagogie, préparation mentale, communication, anatomie, préparation physique na méthodologie d'entraînement.
5- Mametraka Spécialité. Ohatra : coach spécialisé en Danse Latine , salsa, Bachata, Tango Argentin, Konpa/Zouk, Danse Sportive ...
6- Développer une méthode personnelle ( ahoana moa teny Malagasy 🫣😂😂.)
Mamorona programa, fomba fanao manomana ankizy anao compety, fampianarana...
** 🤔 N.B: tsy weh mahay mandidy ianao dia lasa waz coach favoris.
Être une bon danseur ne signifie pas automatiquement être un bon coach.
Zay ry 'zareo fa lava be ty.
Aza mijanona mandihy rlety rlety !!💖😂💖😂💖
.