02/07/2024
Eny 'ny Tsimbazaza ny mason'izao tontolo izao, afaka andro vitsivitsy dia hiara-kidinika ny hampandrosoana firenena zareo.
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NZM Ny Zava-Misy, Antsirabe.
02/07/2024
Eny 'ny Tsimbazaza ny mason'izao tontolo izao, afaka andro vitsivitsy dia hiara-kidinika ny hampandrosoana firenena zareo.
06/06/2024
Fa maninona no Nalaza tampoka teo Ty distrika ty?
Satria manana vahoaka:
-MANDINIKA
-Tsy voavidy vola
-Mitsinjo ny taranany
11/05/2024
29 Mai 2024. Fifidianana SOLOMBAVAMBAHOAKA.
Inona no andrasanao(nareo/tsika) amin'ireo AMPINDRAMITSIKA fahefana ?
-Koveta ve?
-Vary masaka?
-T-shirt?
Tsy mahavita taona ireny.
23/01/2024
23/01/2024
Misaotra🙏 atsika rehetra nahatsiaro sy nitondra firariantsoa♥️ ho ahy ny andron'ny omaly🎂. Samy ahita fahombiazana atao aby tsika.👍
16/10/2023
Misaotra e!♥️🙏
16/10/2023
16/10/2023
Mitohy ny tolona
Efa tsy fotoanan'ny fanandevozana Zao.
14/10/2023
Manoloana ireo tranga maro miseho eto @ firenena dia mampanontany tena foana oe:
FA INONA TOKOA MOA NO ANTONY NIANARANA???
INONA NO AMPIANARAN-JANAKA???
Aza adino fa sehatra iray tena manabe ny ankizy sy ny tanora ny lalam-be.
D Zao ve ny hanabeazatsika ireo taranaka????😢😢
13/10/23
28/09/2023
Vaovao tsara