Anabolic Gym

Anabolic Gym

Share

Weight Lifting/Cross Training/Powerlifting/Fitness Center

17/10/2025

Nohon'ny fahalasany namantsika Holy dia mankahery ny vady amanjanany izahay ekipa anabolic gym.
Mamangy isika rariva @5 , ety amin'ny salle fotoanantsika, Aoka isika hifampilaza.

20/09/2025

Anabolic gym 🔥

Aleo miditra salle de sport fa tsy ny fiainan'ny olona🤝🏻
Ary nareo?

19/06/2025

Aza atao sakana ny hatsiaka , andao, andao.
Ny ekipa dia vonona handray anareo.
Coach Alain et Coach Maphilouh

Anabolic gym antanivao

29/01/2025
20/01/2025

🛑 PROMOTION 🛑
Araraoty zareo a , omenay shaker 1 Gratuit enao raha mandoha abonnement 2 mois 😱... Ndao ary 🤙

N.B: Raha vidina Ilay shaker dia 35.000 ar

Anabolic Gym Antanivao ambadikan'ny jesosy mamonjy..

06/01/2025

Salama daholo e!
Manomboka amin'ity herinandro ity dia misy fandaminana Kely ny programme ny coach ato amin'ny salle .
Mifandimby miasa tapak'andro izy ireo zany hoe demi journée, Coach Alain no miasa maraina ary Coach Maphilouh hariva, Ary amin'ny herinandro manaraka dia mivadika indray izany
Contact Coach Alain: 0346857429.
Coach Maphilouh :0388920850
Mankasitraka tompoko

30/12/2024

Miarahaba antsika rehetra
Misokatra ny salle 31 décembre fa tsy misy coach.
Misaotra tompoko

21/12/2024

Salama daholo e! Toy izao Ary ny programmentsika amin'izao fety izao

✅23-24 tapany maraina misokatra

📍25-26 mikatona

✅27-28-30 misokatra

📍31-01-02 mikatona

✅03-JANOARY miverina misokatra

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny ekipan'ny Anabolic Gym

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antsirabe

Opening Hours

Monday 05:30 - 19:30
Tuesday 05:30 - 19:30
Wednesday 05:30 - 19:30
Thursday 05:30 - 19:30
Friday 05:30 - 19:30
Saturday 05:30 - 19:30
Sunday 00:00 - 19:30