15/05/2021
''Legend never die, they become a part of you'' ❤️
''Legend never die ❤️''
En mémoire d'un ami qui a rejoint le ciel
SoaBike est un groupement de cyclistes ayant pour vocation d'aider les personnes démunies par diff?
15/05/2021
''Legend never die, they become a part of you'' ❤️
''Legend never die ❤️''
En mémoire d'un ami qui a rejoint le ciel
14/05/2021
Namoy namana ny Soabike androany.
Miara-ory sy mirary fihononana ho an'ny fianakaviana sy namana.
Ride in peace Friend
28/03/2021
Sitraka sy telina ho anareo avy lavitra niara-dalana taminay bira
Niara namohy dia nifanjohy...nahafinaritra ny dia.
Amin ny manaraka indray o 💕
16/03/2021
Hey 😊😊
Salama daholo indray ooo!😊
Hiaraka indray isika an!
Hiara -dalana hisitraka ny natiora sy hanamafy ny firalahiana😊🥰
27 martsa ho avy izao ny fotoanan-tsika hiarahana ekipa avy any antananarivo sy ny ekipa rehetra manamory tongomalady eto Antsirabe
👉👉randonnée environ 60km🚴♂️🚴♀️
ANTSIRABE-AMBOHIDAVA -AMBOHITSARABE-AMBOHIJATOVO-AMPANDROTRARANA-DOBONDRAGASY-TRITRIVA-espace DERA -TALATA ANDRAIKIBA-Antsirabe
👉👉Pique nique 😋😋😋😋
Misy namana afaka manome rà ve eto Antsirabe?
Ilaina rahampitso maraina...🙏🙏🙏
24/01/2021
Efa hitanareo ve ity toerana ity???🥰
Toerana kanto...eto amin'ny faritr'i Vakinankaratra ihany.
Andao hanao "devinette" kely :) 😋
👉Iza no mety mahafantatra ny toerana.
👉asio sary ao @ commentaire raha efa tany ianao.
👉Manisy commentaire ihany koa izay te ho any ;) ❤
Mankasitraka ny fa nahafinaritra ny fiarahana 🥰
NY SOA BE KA ZARAO💕
16/01/2021
Tafaraka samy mpankafy tongomalady...🚴♂️🚴♀️
Nahafinaritra ny fiarahana.
Mankasitraka anareo niara-dalana taminay 💕
03/01/2021
La fête continue avec une bonne promenade en vélo... chill and fun 😎😎😎
Restez connecter pour une nouvelle découverte avec nous 😉 nous avons hâte de la faire avec vous 😉🥰
02/01/2021
Célébrons 2021🍾🥂
BONNE ANNÉE
À l 'attente de nouvelles aventures... 💕💖🚲🌏
31/12/2020
Tratry ny farany daholo...🥰
Taona mistery ny taona 2020, anefa nifono zava-tsoa be dia be.
Taona nifankahalalana, nijoroan'ny SOABIKE.
Fiarahana,fizahan-toerana maro, fifampizarana, fifankatiavana no nibahana...💕
"Social help and noctural biking" (oeuvre social et ride nocturne) no hetsika niarahantsika voalohany,izay anisan'ny fototra iorenan'ny fikambanana.
Mankasitraka, mankatelina💕💕 ireo niara-dalana taminay rehetra sy ireo nanohana.
Dia samy ho tratry ny taona vaovao isika rehetra,ho taona zina, hitondra ny soa sy ny tsara hatrany...
Hitohy ny zava-bita, hitohy ny firalahiana, ho soa ny fiarahana...
NY SOA BE KA ZARAO
25/12/2020
Que ce Joyeux Noel soit l'aube d'une merveilleuse année