ASTRA academy - Antsirabe

ASTRA academy - Antsirabe

Share

Association Sportive dont 03 disciplines : football, basketball, athlétisme. Club - École - Remise en forme Âge à partir de 5 ans, masculin et féminin

29/05/2022

"Eny, aoka ho ravoravo ny reninao izay niteraka anao"
(Oha. 23 : 25b)
🥰🌹🥰🌹🥰🌹🥰🌹
Miarahaba ny reny rehetra nahatratra ny fetin'ny reny.

14/05/2022

⚽🔥⚽🔥⚽🔥⚽

14/05/2022

Eo ara oe ⚽⏲️⚽⏲️⚽⏲️⚽

Photos from ASTRA academy - Antsirabe's post 14/05/2022

🔥💯🔥💯

01/04/2022

Tompoko,
Noho ny antony ara-teknika nitranga tampoka io hariva io, izay tsy miankina aminay, dia nahemotra ho amin'ny 9:30 ny fandraisana ireo kilonga 5 hatramin'ny 15 taona izay maniry ny hiditra anatin'ny klioba. Amin'ny 10:30 kosa ny salan-taona 16 no mihoatra.
Ny birao dia maneho etoana fialantsiny ny amin'ny tsy fahatomombanana.
Misaotra indrindra tompoko.

Ny birao,,,

29/03/2022

A très bientôt 👍⚽👍⚽

29/03/2022

On vous attend, rendez-vous ce samedi 02/04/2022 pour démarrer la saison⚽👍⚽👍

27/03/2022

"HOFOHAZINTSIKA NY TALENTAN'IREO ZANATSIKA, HOTRANDRAHANTSIKA IZANY MBA HAHALASA AZY IREO HO MATIHANINA..."

15/03/2022

Miarahaba tompoko.
Ho anao ray aman-dreny maniry hitaiza @ sport ny zanatsika, ho anao tanora te-hanovo fahalalana, isika olon-dehibe te-ampitombo traikefa, LAHY na VAVY, 5 taona miakatra, tongava ho isan'ny namanay.⚽⚽⚽⚽
🏆👍Aza misalasala ary mifandray aminay raha toa ka liana ianao👍🏆

11/03/2022

Tik tak, Tik tak

14/02/2022

Coming soon......

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antsirabe
110