27/11/2025
Kuroiler , tena lehibe sady manome atody maro.
Akoho anisan'ny ompianay ato aminay, mivarotra atody ho an'ireo izay eto Antsirabe 😊😊😊
Cockfighting is my passion
27/11/2025
Kuroiler , tena lehibe sady manome atody maro.
Akoho anisan'ny ompianay ato aminay, mivarotra atody ho an'ireo izay eto Antsirabe 😊😊😊
18/11/2025
Kuroiler,
Efa mamokatra atody izahay ary ho avy tsy ho ela ny zanak'akoho 😊
Misy atody azo akotrika ihany koa, amidy 3000 ny anankiray eto Antsirabe
Mazotoa
26/02/2025
G.O.L.I.A.T.A kuroiler ato aminay!!!
Vao tsy ela no nampiditra ity karazana ity izahay, niezaka nijery fiompian'olona maromaro ary nisafidy izay hividianana tany amboalohany.
Rehefa nahazo izahay dia tsy ataonay ambanin-javatra ny fanarahamaso ny fahasalaman' ny biby ompianay, atao antsakany sy andavany ny vaksiny mba ho lavitry ny aretina mpahazo ny akoho izireo, nomena fanafody kankana mba tsy hisy hitsentsitra ny sakafo izay hoaniny.
Ny toerana iompianay azy dia kajiana mba hadio lalandava satria ny loto mety hitarika aretina maro, manampy an'izay dia voatondraka ranom-panafody matetika ny fitoerany sy ny tokontany andehanany.
Omenay sakafo sahaza azy amin'ny ora mitovy isan'andro mba itazomana ny fahazarany, tsy adino ny rano madio izay azony sotroina amin'ny fotoana itiavany azy.
Ireto hitanareo amin'ny sary ireto izao dia 5 volana ireo lehibe anankiroa ary 2 volana ilay dimy mbola kely.
Ny sakafo omenay ohanin'izireo moa dia azo lazaina hoe tsotra sy mora karakaraina ary azon'ny rehetra atao;
*apombon-katsaka
*tourteau voanjo
*olitra BSF
*ravin'anana na vilona
Mirary soa ho antsika rehetra!!!
06/02/2025
Tsotra ny miompy azy, 🤗
Atody BSF disponible manomboka amin'ny herinandro 🤗
Antsirabe no ahitana anay
La ferme du zazamarolahy s y met!!!
complément alimentaire qui apporte beaucoup plus de bienfait à nos animaux, et en plus les BSF permettent de réduire les coûts de nourriture pour notre cheptel!
Bientôt en vente chez nous, à Antsirabe 🐔🐷🐕🦺
13/02/2021
👊😎🦹💪
Au plaisir :)
20/01/2021
Génération Eloïse :)😎