28/11/2023
Malgré la domination,notre equipe s'incline face aux Aigle ivohitra.
Defaite 1-0❌
Le tournoi continue👊🏻💪🏻⚡
🔵🔴
Courage...Union...Force "Ny fahombiazana mila ezaka"
28/11/2023
Malgré la domination,notre equipe s'incline face aux Aigle ivohitra.
Defaite 1-0❌
Le tournoi continue👊🏻💪🏻⚡
🔵🔴
24/11/2023
Ndao ndray ary e💪🏻🤜🏻🤛🏻
UJFA_VONONA⚡⚽
Manga_Mena🔵🔴
Venez nombreux pour faires vos achat de noel🎈🥳
06/11/2022
C'est le Football❤⚔
MISY ANTONY MATOA TOJO FAHARESENA
• Eo @ Football dia tsy maintsy misy ny resy dia misy ny maharesy hoy fitenena hoe Ombalahy ny mpianakavy izy ity ny resy tsy ankoraina ny maresy tsy hobiana 😉
- Matoa ny ekipa roa samy eo ambony terrain dia samy hitady fandresena ka noho izany matoa lisany resy dia tadidio fa misy Antony izany fa tsy hoe tsy fahaizana akory 🤞 fa matoa Tojo faharesy dia tadidio fa :
❌ Mety tsy ampy fanomanana
❌ Misy zavatra mila amboarina ao
❌ Ny faharesena dia fijerena ny lesoka
❌ Mila atambatra toe-tsaina
❌ Mila miray hina
..
Averiko fona fa ny foot tsy sport individuel akory ka samy hanao izay tiany 😔 tadidio fa eny ambony terrain dia mila mitovy aloha ny toe-tsaina , misy ny firaisankina raha te hibata ny fandresena
" NY FITOVIAN'NY TOE-TSAINA FOTSINY DIA MAMPIRINDRA SY MAMPILAMINA NY LALAO "
✍
31/10/2022
"Le guerrier n'est pas forcement celui qui a les armes mais aussi,celui qui a la force mentale pour surmonter ses propres faiblesses pour aller de l'avant"
UJFA un jour,UJFA pour toujours✊🏻🏆⚽
06/03/2022
Voka-dalao androany😊
UJFA 3:2 To Sportif
Buteur:Ngita(kavs)
Koffra(Tiavina)
Petit(nathan)
Manao match amical ny U20 rapitso am 10h eny am Akoarell
Samia mivonona daholo
📌To Sportif vs UJFA
📌10h
22/11/2021
Millieux 4 et 5
Safidy sy Tiavina⚽
Resultat 1/4 de final TOURNOI MIVOATRA
ZAMIA 1 - 3 UJFA Antsenakely
Todisoa⚽ ⚽Hamza
⚽⚽Fydayas
Isaorana ny Avo nanome fandresena🙏🏻⚽❤
14/08/2021
UJFA 4:1 FC LES BIRA
Misaotra ny Tompo nanome fahombiazana😇💗