Force Mixte

Force Mixte

Share

ART-MUSCU-TRAINING

🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥

#FOLLOW

29/11/2025

😜✖ DISO FITO ✖ ✍️

🎁ABONNEMENT 31 JOURS BE IZAO NO HO ZARAINA😛, Ary satria "DISO FITO"" ny kilalao eto dia OLONA FITO (7) BE IZAO IANY KOA NO AHAZO AZY Ka sao mba ao anatiny ianao 😉🎁

↔Sary roa mitovy izy ireo fa misy diso ao nefa, Fito no isany ka mitady an'izay no kilalao antsika eto😋

📍IRETO AVY ARY NY FEPETRA TSOTRA RAHA VONONA IANAO 📍

1⃣- Abonné-o / asio j'aime ny Page .
2⃣- Enregistré-o ny sary , ary tondroy "Flèche" tsirairay ireo "diso fito" ireo 👀😁
3⃣- Alefao MP ny valiny itanao "diso fito" ireo.
4⃣-Partagé-o Groupe 10 ao aminao ny Pub .
5⃣-Invité-o ny namana rehetra anaraka ny page .
&_indice : Ao anatin'ny tamboho sy vavahady iany .😉

🚨NY 22 DÉCEMBRE 2025 ho avy izao no ataontsika ny fisarihana🎉 🚨



Force Mixte ™

28/11/2025

📢ENY TOMPOKO ⚠📢
⏺Manomboka ny 22 Décembre 2025 ,ho avy izao dia :
⏭ 2 . 000 Ar ny Séance (Membre)
⏭ 3. 000 Ar ny Séance (Visiteur)
//
🗓ABONNEMENT (31 Jours):
⏭ 30.000Ar ➡( 3 régimes Øfferts)
⏭ 35.000Ar ↔AVEC COACHING ( 4 Suivie + Orientation ) ➡ ( 3 régimes Øfferts) 😉
↔Droit D'inscription : 5.000Ar + Photo d'identité 2 )

❌ Coaching + Orientation + Emplois du temps,Etc.. : 2.000Ar / Séance ❌

🛣Mitohy hatrany ny Fanamboarana sy fitondrana zavatra vaovao 🔥 /Mankasitraka tmpk🙏🏼

#👉🏼 Séance gratuit aloha ho any *membre* rehetra rahampitso @ 6h ➡ 9h maraina 😉


...

24/11/2025

Tompoko,
⚠ Tsy misy intsony ny *COACH CLANDESTIN* Mampikotrana ao @ Force Mixte fa efa misy ny *COACH RÉSIDENT* niasa nanomboka anio😊

⚠Efa voafantina andray anao ampitsikiana ary anoro izay zavatra mety ilainao rehetra momban'ny kotrana ⚠

❌Misy ny droit 1.000Ar raha mitondra ny Coach personnel anao ianao ❌

Mankasitraka🙏🏼

23/11/2025

👋Faly miarahaba Alin-dalina EH👋
➡Saika ampiomana fotsiny izahay hoe toy izao indray ny endrika vaovao miandry antsika manomboka rahampitso 😋

⚠Lasa foana isika mandram-paha tonga ny manaraka ⚠

❌LIEU : ANTSIRABE / AMBOHIMENA En face Arrêt bus Aquarelle.


®THE_NŪM / Force Mixte

20/11/2025

� Sady mande ny fanamboarana miadana, no Sady mande iany koa ny kotrana arivariva��

#��������������

Photos from Force Mixte's post 29/06/2025

🍒SMOOTHIE🍒
👉🏼Karazany maro (Fruit de saison) ho itanao ao @ Menu régime "Force Mixte" ao aorinan'ny Rénovation😋
..

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antsirabe, Ambohimena
Antsirabe