ASCAS

ASCAS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASCAS, Sport & recreation, Ambalavato, Antsirabe.

05/04/2022

Filazana. Hoantsika maniry ny hampiofana ny zanatsika amin'ny taranja Foot-ball dia mampatsiahy izahay ato amin'ny ASCAS. Foot-ball Antsirabe ⚽⚽ fa efa manomboka ny fiofanana, manome fiofanana ny teknika fototra rehetra ary mampianatra ny teknika rehetra ilaina na ara-batana io na ara- tsaina mba ahatonga ny ankizy ho matihanina ka ahafahany manatratra ny tanjony ho mpilalao fanta-daza. Misy ny fiofanana ho an'ny lehilahy sy ny vehivavy amin'ny sarany tena mirary ary marihina fa ny coach mampiofana dia manana certificat na mari-pahaizana LICENCE C ary efa manana traikefa tsara amin'ny fampiofanana ary ny club dia efa ho 10 taona no niorina ary efa betsaka ireo mpianatra no efa lasa any amin'ireo club vaventy. Koa raha liana ianareo dia antsoy ny tompon'andraikitra 034 11 820 62 na ny 0345353738 ary ny 032 09 026 05. Misaotra Tompoko!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambalavato
Antsirabe