Telchargement rapide sans limite
1h = 1000ar
CINE PACS WIFI
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CINE PACS WIFI, Recreation Center, ville, Antsirabe.
🔥 CINE PACS WIFI 🔥
WIFI HAINGANA ⚡ + FILM 🎬 + JEUX 🎮
✔ Wifi rapide & stable
✔ Film & série
✔ Jeux & ambiance cool
✔ Reparation téléphone
💰 Tarif:
30min = 500Ar
1h = 1000Ar
3h = 2500Ar
📍 Tongava eto izao !
29/05/2026
🔥⚽ MATCH CHOC CE SAMEDI ⚽🔥
🔴 ARSENAL 🆚 PSG 🔵
📢 Andao haneho ny pronostic-nao 😎
👉 Iza no handresy?
👉 Firy ny score final?
🎁 Score exact = CADEAU 🎁
🎬 Film
📶 1H WIFI GRATUIT
✅ Mentionne namana iray
✅ Commentaire 1 ihany/personne
Aza adino manao partage sy ms'abonne
⚠ Résultat aorian’ny match
🔥 PARTICIPE MAINTENANT ary tenteo ny chance-nao! 🔥
02/05/2026
⚠️ RAHA SAHY 😈
✔ Soraty ny valinao (ex: 1A 2B 3B 4A)
✔ Like ❤️
✔ Partage 📲
✔ Mentionne namana 2 👥
🎁 VALISOA:
🥇 Mahavita condition rehetra =
➡️ 1H WIFI = 500Ar
➡️ 🎬 FILM GRATUIT
💥 Raha mahatratra 50 commentaires:
➡️ Olona 3 voasarika mahazo wifi 2h gratuit
💣 Raha mahatratra 100 commentaires:
➡️ Olona 2 voasarika mahazo wifi 1 journee
⏳ MAIKA BE!
👉 24H ihany ⏰
👉 Aza tara fa tapitra rahampitso ihany
😏 PS:
⚠️ Betsaka no diso amin’ny numéro 1 👀
⚠️ Aza manao Google 😆
23/04/2026
😣Êtes-vоus à la reсherche d'une cоnnехiоn Wi-Fi rapide еt de divertissements variés ?
Nе perdez pas vоtre tеmps à chеrсher аillеurs.
🔥🔥CINE PACS WIFI еst la sоlutiоn idéalе pоur vоus.
🌐Nоus prоpоsоns un aсcès à un Wi-Fi à la fоis rapide еt stаblе.
🎮De plus, vоus pоuvez prоfitеr de nоtre sаllе dе jeuх pоur vоus amusеr.
🎞Vоus aurez égаlеment la pоssibilité de visiоnner des films, des sériеs et dеs animés.
🪛Nоus оffrоns des services de répаratiоn pоur téléphоnes et оrdinatеurs, ainsi quе la vente d'aсcessоires infоrmаtiques. Tоut сela еst dispоnible au même еndrоit !
Nоs tarifs sоnt аbоrdаblеs et la qualité еst au rendеz-vоus.
Venez nоus rendrе visitе еt déсоuvrеz pаr vоus-mêmе ce qui nоus distinguе des autres.
📍Antsirabe Atsinanantsena
Misokatra isan'andro
Alatsinainy ka hatraminy Asabotsy
🕖7ora maraina ka hatramin'ny 🕕6ora hariva
22/04/2026
🚨🚨Misokatra ho antsika rehetra foana CINE PACS WIFI 🚨🚨
📍Toerana tsy miova Antsirabe Atsinanantsena
Misokatra🕖7ora maraina ka hatramin'ny 🕕 6ora hariva
🔥🔥CINE PACS WIFI
''Toerana iray; Vahaolana maro.''
Tongava Maro
21/04/2026
🎬 Mbola mitady film? VERY FOTOANA!
👉 Eto daholo: Film, Série, Anime, Drama
📶 WIFI TSY TAPAKA + SERVICE HAINGANA
💥 Tsy tonga ianao = very!
Mp na 0344217619
Livraison gratuit androany ihany
20/04/2026
🚨Mbola mitohy hatrany ny PROMOTION f'aza taraiky anh🚨
📌Antsirabe Atsinanatsena
🔥 PROMO SPÉCIALE FIN DU MOIS AVRIL 🔥
Mitady wifi haingam-pandeha (HAUTE DÉBIT) ve ianao? 🚀
Tonga dia eto no vahaolana!
📍 Ao amin’ny Ciné Pac's Atsinanantsena Antsirabe
💻 Connexion rapide sy stable (tsara ho an’ny travail, gaming, streaming...)
🎯 PRIX TSY HITA FIRY : 500Ar/heure monja !!
⏳ Offre spéciale hatramin’ny faran’ny volana Avril ihany
👉 Aza tara fa mety ho tapitra tampoka!
💡 Tonga dia ento ny PC-nao na téléphone-nao dia mifandray avy hatrany!
📣 Tag-o ny namanao mila internet haingana 😉
16/04/2026
🎬 Mbola mitady film tsara ve ianao?
Sa ianao ilay te hivarotra film fa tsy mahita loharano?
💡 Aza manahy! Efa misy vahaolana eto 👇
🔥 CINE PACS WIFI
➡️ Film, Série, Drama, Anime farany sy kalitao tsara
➡️ Mise à jour matetika (nouveauté isan-kerinandro)
➡️ Afaka maka ho anao manokana na ho an’ny varotra
💻 Tsy mila mijaly mitady intsony!
Tongava dia mahazo: ✔️ Safidy maro
✔️ Qualité HD
✔️ Haingana sy mora
📍 Tonga dia vonona ampiasaina na amidy
🚀 Na mpijery tsotra ianao na mpivarotra, eto no toerana mety aminao!
Manao Pack donnée complet
📩 Midira inbox na manatona mivantana
na miantso 034 42 176 19
14/04/2026
🔥 PROMO SPÉCIALE FIN DU MOIS AVRIL 🔥
Mitady wifi haingam-pandeha (HAUTE DÉBIT) ve ianao? 🚀
Tonga dia eto no vahaolana!
📍 Ao amin’ny Ciné Pac's Atsinanantsena Antsirabe
💻 Connexion rapide sy stable (tsara ho an’ny travail, gaming, streaming...)
🎯 PRIX TSY HITA FIRY : 500Ar/heure monja !!
⏳ Offre spéciale hatramin’ny faran’ny volana Avril ihany
👉 Aza tara fa mety ho tapitra tampoka!
💡 Tonga dia ento ny PC-nao na téléphone-nao dia mifandray avy hatrany!
📣 Tag-o ny namanao mila internet haingana 😉
Divers Games
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ville
Antsirabe
110