26/05/2026
Ireo zany no tapaka hiatrika ny "Lions de l’Atlas" amin’ny 02 jona 2026.
Ahoana ny fahitanao azy.
Gasy manan-talenta , Gasy mahay milalao🇲🇬⚽🫀
26/05/2026
Ireo zany no tapaka hiatrika ny "Lions de l’Atlas" amin’ny 02 jona 2026.
Ahoana ny fahitanao azy.
09/02/2026
âš˝ Miarahaba antsika mpiondana kitra rehetra. Ity mba misy fanontaniana e:
👉 Aminao inona no tena amaritana fa mahay milalao ny joueur na ekipa iray.?
30/08/2025
2017 tany tana ireto zandrikely ireto no nanomboka notaizaina tao amin'ny Ankoay racine (faka ou Source) club. Efa lehibe ry zalah any zao. Voatery niasa taty antsirabe dia nanangana ny GKt (tsihitamaso).
Mirary soa ho anareo zalahy.
Source Photos : archives 67city fc
27/08/2025
Misaotra an'lisany ry zandry fa nasehon'lisany ary tanteraka tamin'lisany ity tanjonay ity.
"Gasy manan-talenta, gasy mahay milalao"
Io fahaizana milalao io no tena ady lehibe ho anay mpitaiza ato amin'ny gkt. Satria efa hainay fa manan-talenta ny malagasy. Ilay fahaizana milalao no tsy ampy hatraty amin'ny base. En confiance tsara lisany ary nanana mpanazatra mahatoky tsara an'lisany.
Alefa barea.
03/08/2025
Tanteraka soamantsara ny Bira challenge 2e édition 2025. Ho avy indray ny andiany ho an'ny lehibe (senior) amin'ny volana décembre 2025.
Isaorana ireo olona na ekipa na fikambanana Ary tsy adino ireo mpianatry ny université Espic (université en magement et numérique) Ampihaviana.
Samy nahazo ny anjarany avokoa ireo mpandray anjara. Mino izahay fa afapo tsara izy ireo.
BIRA challenge.
Gasy manan-talenta, gasy mahay milalao.
28/06/2025
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Petit Frère
Ao anaty fanomanana tanteraka amin'ny
Bira challenge ny GKt featuring Asjf.
Tête fixée sur lun seul objectif :
"Gasy manan-talenta, gasy mahay milalao"
Manomana ny Bira challenge izahay ato amin'ny gkt ft asjf.
Tête bien fixée sur un seul objectif :
"Gasy manan-talenta, gasy mahay milalao"