Terrain synthétique antsirabe

Terrain synthétique antsirabe

Share

Terrain synthétique /foot à 7 🚩ANTANIVAO , près jesosy mamonjy ⚽️win the day ,win the game⚽️

18/07/2026

🏆⚽ LALAO PRONOSTIC - FINALE ALAHADY ⚽🏆

🇦🇷 Argentine 🆚 🇪🇸 Espagne

Iza no heverinao ho handresy? Ary firy ny isa hifaranan’ny lalao?

📝 Soraty ao anaty commentaire:
✅ Ny ekipa alainao
✅ Ny pronostic-nao

🎁 Hisy loka ho an’olona iray izay mahavina marina ny valin’ny lalao!

⏳ Aza tara fa misokatra hatramin’ny fiantombohan’ny lalao ny fandraisana anjara.

🍀 Mirary soa ho an’ny rehetra! ⚽🔥

16/07/2026

MBOLA tsy tara raha te hilalao @ hariva androany
Afaka miantso avy hatrany 0388055900/0344641182

15/07/2026

Alefanay ao foana ireo heure disponible mba hahafanareo manao reservation 🥰📞

15/07/2026

Eh 😍nareo ve tsy mba hiaraka aminay amzao période de vacances izao ? 🥰😍
Ny terrain synthétique antsirabe dia vonona handray antsika rehetra tsy hankanavaka fa tongava maro
Afaka mandefa hafatra miafina , afaka miantso ihany koa raha anao réservation
📍mahazina près jesosy mamonjy
📞0388055900

21/06/2026

Arahabaina manokana ianareo RAY rehetra ho any @ anio 🥰❤️
Mirary soa Sy ny tsara hatrany ho anareo

24/05/2026

Izahay ekipany terrain synthétique antsirabe dia mirary fety sambatra ho antsika 🥰🌟😍mirary soa daholo

17/05/2026

⚽️🌿
Ny Terrain Synthétique Antsirabe dia mirary alahady sambatra sy feno fahasoavana ho antsika rehetra ✨
Ankafizo ny fotoana miaraka amin’ny fianakaviana sy ireo olona tiana ❤️
Mirary soa sy fahombiazana hatrany daholo

15/05/2026

⚽🔥 HAPPY HOUR HO AN’NY RAHAMPITSO (SABOTSY) 🔥⚽

Aza avela handalo fotsiny ny weekend 😮‍💨
Angony ny ekipanao dia manararaota prix spécial amin’ny terrain synthétique 👌

🕕 Manomboka amin’ny 06h maraina ka hatramin’ny 12h atoandro
💸 40 000 Ar / ora monja

🔥 Ambiance garantie
⚽ Terrain tsara kalitao
👥 Milalaova miaraka amin’ny namana

📩 Réservation :0388055900/0344641182

Photos from Terrain synthétique antsirabe 's post 09/05/2026

😜⚽️Le vrai football commence quand les projecteurs s’allument.”🏟️🥅

Anisany mampiavaka anay eto @ terrain synthétique ity foot @ andro alina ity 😁
Iza no efa nanao baolina alina teto ? Tantarao hoe ny experience anareo ?

WIN THE DAY ,WIN THE GAME
📍antanivao,près jesosy mamonjy
📞0388055900
📞0344641182

07/05/2026

Miarahaba rehetra antsika mpanaraka eto @ terrain synthétique antsirabe😁
Nohon’ny fandaminana eto @ terrain synthétique antsirabe dia ireo numero ireo ihany tompoko no afaka mandray réservation @ izao ,na mandefa hafatra miafina ,
Ny numero hafa akotranreo dia Tsy afaka mandray réservation intsony tompoko
Hiala tsiny indrindra dia mankasitraka 🙏🏻🙏🏻

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antsirabe
110