FRM SPORT

FRM SPORT

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FRM SPORT, Sports League, ANTSIRABE, Antsirabe.

11/03/2025

anala ve nareo e? raikitra ndray ary ty ny baolina be, rendez-vous zoma ao am VΓ©lodrome πŸ”₯

24/02/2025

eh! efa manao ny FRM amin'ny zoma ho avy zao πŸ₯° tongava ra ijery baolina be

10/02/2025

raikitra indray ary ty, lasa zao ☺️

Photos from FRM SPORT's post 06/08/2024

ASIEF NATIONAL πŸŽ€
PN Vakina ireo πŸ₯° mbola mitohy ny ady πŸ˜‰

22/07/2024

Central en finale! πŸ”₯
tafita amin'ny famaranana ny ekipan'ny CC Antsirabe rehefa nandavo ny ekipa mpikarakara tamin'ny tir au but ☺️

20/07/2024

baolina be ko teto, tafiakatra am dingana famaranana ny ekipan'ny Betafo rehefa nandavo an'i Mandoto πŸ˜‰
rahampitso no ho fantatra izay hifanandrina amin'izy ireo πŸ˜‰πŸ˜Š

Photos from FRM SPORT's post 17/07/2024

semi final

14/07/2024

Resultats match du jour ☺️

13/07/2024

Anala ve nareo e πŸ“’
ny βœ”CSD Betafo sy ny βœ”CSD Mandoto izany no ekipa roa voalohany manohy ny dia amin'ny Manasa-dalana, rahampitso kosa no ahafantarana ny roa ambiny 😎

Photos from FRM SPORT's post 08/07/2024

Anala ve nareo e?
miditra amin'ny ampahaefa-dalana ny tournoi football 20eme ENIAP 😊
Indro ary ny programa amin'ny farany herinandro πŸ˜‰

07/07/2024

FT | ENIAP 2 - 1 BLACK STAR
βœ” Tantely
βœ” Oajy

Mirary soa ny Black Star Fandrina amin'ny fanomanana izay ataony 😊

03/07/2024

Anala ve nareo e? πŸ˜‰
Raikitra ndray ny BAOLINABE am Alahady zao fa tongava ijery daholo

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Culinary Team

Attire

Website

Address


ANTSIRABE
Antsirabe
110