Bodyfit Antsirabe

Bodyfit Antsirabe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bodyfit Antsirabe, Sport & recreation, Mahazoarivo, Antsirabe.

14/06/2026

Coucou la famille 🙏🙏🥰

Andro faha 2 efa hiakatra izy ka homeo teny kely ho fakaherezana anazy💪♥️♥️♥️

Afaka minitra vitsy dia raiktra an🥰🥰

13/06/2026

Hey 🥰🥰
Valin'ny lalao tsika androany : Top4 ny coach tsika 😍😍
Izay no vita dia ankasitrahana 🙏🙏...misaotra an' Andriamanitra lehibe fa tontonsa soa aman-tsara ny androany, tsy kivy tsika fa Mbola misy ny rahampitso🙏🙏❤️
Merci anareo foana am fanohanana fa manaraka tsika manao milay be indray🙏🙏🙏🔥
Rapitso à 09h coach mbola manao mr Mada💚🙏
Vadin'i coach amin'ny 2ora manao miss bikini pro🔥🔥💚
Mbola mitohy combat le akizy 🙏🙏

Photos from Bodyfit Antsirabe's post 13/06/2026

Hey la famille 🥰🥰🥰
Efa ety atoerana ny ekipa tsika le akizy an🔥💪
Efa vonona tanteraka🔥💪🙏
Miakatra androany coach tsika ka andao hirarisoa sy tsara ho an'ny zareo hisika♥️♥️♥️
Vadin'i coach kosa rapitso après midi no miakatra🥰🥰 mandeha am gstv ho anareo any atanana afaka mijery nenazy❤️💚
Alefao ao commentaires ny teny fakaherezana ho an'izy mivady ho hery hoe hoetiny miady🙏💚❤️
🔥

Photos from Bodyfit Antsirabe's post 09/06/2026

Salama daoly ooo👋🥰

Kely sisa dia hazava ny sary 🔥💪
Ireo no athlete tsika hiatrika ny compétition any tana 🔥💪

Mafy ny ady ho atrean'izy ireo nga andao ho tohanatsika izy🙏❤️

Programme tsika mikarona ny salle manomboka ny zoma 12jona misokatra kosa n'y Talata 16jona 🙏🙏

J_5🔥🔥




29/05/2026

Cucu👋👋
Andao indray hiverenatsika ity tolotra ity Ary eee🥰🥰🥰

Takio carte anao ary fenoy izay mahafeno dia mahazo séance iray gratuit 🥰🥰🥰

Eo ihany koa izay manao abonnement 3mois indray mandoa dia mahazo 1mois zany hoe Tonga dia lasa 4mois 😋🥰

Alefa Ary eee izay mahafeno mahazo carte vaovao foana mandrapalanin'ilay carte 😋😘

Manomboka Zao lera izao takio amin'izay olona eo salle n'y carte😍😍

Dia aza adino ny mitondra sy manisy fitomboka ny carte isakin'ny mikotrana izay manadio dia efa very anak'iray🥺👌👌

Mazotoa mikotrana daoly le akizy an😁💪

24/05/2026

Salama daoly ooo🥰
Dresen'ity coach kely ity amin'ity andro fety ity🔥❤️🥰

Aza adino fa misokatra isika n'y rapitso ho anareo mitady salle sy te hikotrana 🙏💪💪

Mbola misy foana ihany koa ny flocons d'avoine ho anareo mitady😋😋😋

Izaya ato amin'ny bodyfit antsirabe dia mirary fety sambatra ho anareo rehetra🥰🥰


23/05/2026

Salama daoly oooo 🥰🙏
Efa misy flocons ety am salle izay mila ooo aza tara soa tsy mahazo fa vitsivitsy maromaro izy ato😋😋😋
Tsy dia maita mp fa Tonga dia manatona ety amin'ny salle izay mila aza tara fa soa lanyy ooo♥️♥️
Na miantso ny laharana 038 55 597 05👌👌
Prix:10 000ar
livraison gratuit izao atoandro 🤙🥰

21/05/2026

Salama daoly e❤️🙏
Ato aloa efa tena ratsy endrika mihitsy fa aleo asina cardio manalazy kely😅😅😅
Aza adino fa misokatra isika ny alatsinainy pantecote an💪💪
Efa akaky koa ny 13_14 ny compétition andraisan'ireo athlete tsika anjara 🔥💪
Mr Tana sy bodyperfect 🔥🔥

14/05/2026

Salama daoly eee🥰🥰
Misokatra foana isika ooo💞😀
Ato foana tsika aloa na lundi de Pentecôte ary🙏🙏
Tongava foana mikotrana le akizy an💪💪
manomboka ratsiratsy ny endrika coach😅😅
Fa tsaratsara vatana 🙈🙊
lasa Zao tsa mijanona hitsony 💪🔥🔥
Aza adino ny manohana ny athlete tsika an😁😍

09/05/2026

Hey👋😍
Ary kamo2 indray n'y lehilahy androany😅,sa amle Andro mangits veu 🥱 fa to vehivavy daoly no Tonga mikotrana🙊🙊
Ho anareo mitady salle de sport dia misokatra ho an'ny rehetra izahay na débutant na efa avancé 💪🔥
Tongava Ary fa vonona ny handray anareo izahay 🙏🙏
Ety mahazoarivo ety misy anay avarabaratra kely n'y flm mahazoarivo apita le pavé karaoké taloa 🥰🥰

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Mahazoarivo
Antsirabe
110