03/01/2026
Xmas cup 2025
GOLDEN BOOT 🏅⚽
u9: A.MI AC - Ankaratra Milalao Academy
u11: Edf Zoara
u13: le Meilleur & Asfa 3
u15: Royal Cent Dix FC
u17 : DAM Avenir FC
⚽️Union des Clubs et Ecoles de Football⚽️🏆
03/01/2026
Xmas cup 2025
GOLDEN BOOT 🏅⚽
u9: A.MI AC - Ankaratra Milalao Academy
u11: Edf Zoara
u13: le Meilleur & Asfa 3
u15: Royal Cent Dix FC
u17 : DAM Avenir FC
Mirary taona 2026 feno fahombiazana Sy fandresena ary fitahiana ho Antsika rehetra e ⚽❤️
28/12/2025
🏟️ ENSOA isika androany fotsiny 🙏
Miverina 🏟️ Velodrome lundi ⚽🙏
28/12/2025
U17
FAV # FFJA
0 0
joyeux Noël 🎄⚽
Manomboka rahapitso ny ⚽🏆🏆XMAS CUP 2025 ⚽.
rdv 🏟️ Velodrome à 7h
20/07/2025
Vita indray ny 5eme Edition izay natao tao Ambohibary kianja St Georges ⚽🏟️
🙏 Misaotra an'ny commune ambohibary, ny chef de poste zandarmaria ambohibary, ny fokontany, ny tompon'andraikitra ao amin'ny st Georges, ny DAM Avenir FC ambohibary, ny mpitsoka mozika izay nanafanana ary ireo rehetra izay mahandro nahamasaka rehetra
🙏 Misaotra ireo ecole de football Sy club nandray anjara
Edf Zoara , A.MI AC - Ankaratra Milalao Academy , Avenir FC , Royal Cent Dix FC , Asfa ambano , ASJF
Ny mampiavaka ny hetsika moa dia fanajana ny fair play ary tsapa fa miha miakatra hatrany lenta ny fikarakarana Sy ny ankizy satria voahaja tanteraka ny taona voafetra ao anaty categorie rehetra ❤️🙏
Ny tanjona moa dia ny fitaizana ao anatin'ny ara-dalana Sy ny ahavitana lalao maro.
❤️⚽ Maximum de match, minimum de depense 💵❤️
Jour-J ⚽ - 5eme Edition
🥁🎷🎺 Bambampa be nanodidina ny Tanana an'ambohibary
🏃🏃 Carnavale
🔥❤️⚽⚽⚽
03/07/2025
Restez connecter...
BIG challenge
U9-U11-U13-U15
Moi de juillet❤️⚽❤️
25/04/2025