🇲🇬🔥
Bira Street Parkour - B.S.P
Authentic Parkour Crews Antsirabe
08/09/2023
Miarahaba anareo Mbola manaraka ny pejy e 😂🥰
Mbola velona daholo Zahay ka ✊😁
Mbola ato foana NY BSP
Fa zao, manasa anareo hijery ireo zandry ...
Izay vao hisy compétition ho an'ny Parkour an FREERUN indray eto Antsirabe...
Ka mahafaly ANAY no manasa anareo
Hijery ireo generation vaovao e ....
9 - 10 September eo amin'ny Tsangambato Antsirabe 🥰
09/05/2023
〽️❤️🤟 Misia Rabemanantsoa
👍💪
09/05/2023
SESAM 2023
Nisy competition izay nokarakaraina tany amin'ny Palais des sports Mahamasina tamin'iny erinandro Iny ... Dia reto misy sary kely e .... Nisy participants avy aty Antsirabe e ❤️
20/09/2022
Reto zahay e ... 😁😁
20/09/2022
Akory avy e .....
Ty ndray ny vaovao e , elaela zahay tsy hita ka mitondra ny tsara ho anareo ; fifaninanana izay atao ato amin'ny tambazotratserasera karakarain'ireto zandrinay ireto ,
Araho tsy tapaka ary ny pejin'izy ireo dia ahita ireo mpikatroka eran'ny MADAGASIKARA ianareo .
Hisaorana manoka eto ny
Orange
Parkour Mada Officiel
sy ireo partenaires maro 🥰
TOURNOI EN LIGNE "IN MOTION PARKOUR" 🔥❗❕
Ho anareo traceur/freerunner eto Madagascar tsy ankanavaka ❗🇲🇬 😍
Alefaso eto amin'ny pejy Team Spark - Madagascar ny "video submission" anareo manana faharetana 1min hatramin'ny 1min30sec 🎥📹
Izay arahana Hashtag :
Hotsarainay amin'izany ny FLOW,ny CRÉATIVITÉ, DIFFICULTÉ ary ny EXÉCUTION.
❗❗Marihina fa 1er Oct ny farany fandraisanay ny video submission anareo (Mandray ny video anareo foana izahay hatramin'io daty io )❗❗😁
Droit d'inscription : 2000Ar 🥹🥹
☑️Ho an'ny faritra akoatry ny Antsirabe , afaka alefanao Orange Money +261 32 69 978 40 (TAFITANIAVO MANJAKA HASINA )
☑️Na afaka omenao mivantana raha aty antoerana ianao.
ℹ️ Fanazavàna fanampiny : midira ao amin'ny hafatra miafina ny pejin'ny Team Spark - Madagascar na alefaso mp (message privé) amin'i Manjaka hsn
Iarahana amin'ny Orange
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Address
Antsirabe
110