🇲🇬Bonne année 2025 à tous les Bikers du monde 💪🥳🇲🇬
Bikers 110
Club de VTT réunissant les passionnés de vélo, de randonnée et de compétition (XC, Enduro)
13/11/2024
Spectacle manaraka🫵Tongava
13/10/2024
Eto hono zahay de tsitany🚴🚴🚴❤️❤️❤️
06/06/2024
Nahafinaritra tokoa ny firahana fa dia misaotra betsaka antsika aby🥰!
19/03/2024
12/03/2024
Salama daholo ve?
Fampatsiahivana kely mahakasika ny Rodobeka Miala Voly,
Départ miaraka eto am Atelier Doly Dolin ambanin’ny CEG Soamalaza miazo ny lalana manoloana ny cathedral,mivily eo commune ka mandeha Ambohimahazo ka Milahoazy no misaraka ny
Hard26km:mandeha Anosizato Avaratry Mandray mitohy miantsinana dia mahazo ny lalana Mandray avy eo ka mivily makany am FPV Felana ref eo am Hôtel Mandray ka mahazo ny pépinière,
Soft14km:Milahoazy Ambohibarikely Sahatsiho,Androvakely,Tsaramody,pépinière ary miaraka mivoaka Andranonahoatra ary mivantana Saha Ni Soa avy eo
Ny tapakila dia efa vonona ary amidy amin’ny vidiny:10000ar eto am atelier,eo am pavillon 101 Antsenakely,ao am Direction régional du Tourisme route Acmil,sy amin’ireo mpikambana Bikers110 rehetra
Tongava soa daholo
06/03/2024
Manaja e🫡
Efa vonona tompoko ny billet
Rodobeka Miala Voly👍🏿
🅰️Randonnée 10000ar ny billet ahazoana eau minérale sy goûter B!
🅱️2000ar ny fidirana fotsiny ao am Saha Ni Soa ra ohatra ka hiandry ny zanaka na vady nandeha bisikileta
(Tsy mila billet)
26/02/2024
26/02/2024
Zahay efa vonona fa ianareo sisa no andrasana a!
👉🏿Ndao indray ary e,🫵Ianao io mihintsy no asainay🙏🏿❤️❤️❤️
02/02/2024
Dimanche 11 Février 2024
24/01/2024
Tsy ho ela 🚵♀️🚴🚴♂️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Face Lycée Immaculé Conception, Rue Voltaire
Antsirabe
110