SAVA U football

SAVA U football

Share

Sélection du club SAVAU à Antsiranana (association des Étudiants Université)

06/08/2025

🗣 Aza adigna programme ntsika le 09 Août réception des novices 2025 et fête de 40ème anniversaires'' Associations SAVA U'' mavia maro fa resadraha hitantsika amin'io 🙏

03/08/2025

firy m score tao havako aby? 🤣🤧

fa tsy naharaka ny admin 🙄😅

31/07/2025

🗣SAVA U🙏,, SAMBAVA FC ndao tohanantsika nintsika fa adala izay ts tia ninay bonne chance les gars 🔥🔥

31/07/2025

Alefa SAVA U 🙏 ,, CENA-D tohanantsik ninstika fa adala izay ts tia ninazy matoki anaro zahay les filles bonne chance 🔥

27/07/2025

Félicitations VOHEMAR 🎉
Champion inter districts SAVA.U

20/07/2025

🗣 Manao mbolatsara hoantsik membres SAVA U nohony fotoana kely dia kely izay ananantsika dia izao no tapaka anovantsika izy

Araka fanambarany president dia atao foot à 9 mba ahatratrarana iz alohany reception ,, ny hitany ireo zoki dia natao tirage au short mba ts avieny olana maro samy hafa
Ity ny vokatra nivoaka taoriany tirage au short,, misaotra de bon match an'ny retra2

🏟Terrain belle rose

19/07/2025

Félicitations SAMBAVA FC🎉

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsiranana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Diego Suarez
Antsiranana
201