ASSB Salama-Be

ASSB Salama-Be

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASSB Salama-Be, Sports Team, Antsiranana.

30/01/2024

Anio izahay dia tia haneho fisaorana sy fanakasitrahana manokana ho an’i coach Antoine ,izay tsy mitsahatra mikarakara sy mamolavola ary mampianatra ireo tanora vavy sy lahy mpilalao baolina kitra ato amin’ny vondrona ASSB Salama-be Nosy be .
Manakasitraka indrindra tompoko tamin’izay rehetra vitanao sy ireo maro mbola ho ataonao ho an’ ireto tanora zandrintsika ireto .

09/09/2023

Allô allô NOSY BE 📣📣
Izahay eto amin’ny ASSB dia manomana lalao baolona ny Sabotsy 9septambre 2023 ho avy izao .
Lalao izay hifandraninan’ny ekipan’ny 👉ASSB sy ny 👉FC Academia.
Ho tanterahina ao amin’ny kianja Ambodivanio Hell Ville .
Ora : 14h
Koa Tongava maro hanotrona ny ekipan’tsika .

22/04/2022

Ela niandrasana Tonga izao ny championnat football Nosy Be ⚽️ Efa vonona tsara ny ASSB hiady n’y fandresena 💪 koa tongava maro isika hanohana ny ekipantsika ☺️
-Sabotsy 23/04/22 :
ASSB vs Comoria
-Sabotsy 7/05/22:
ASSB vs FCT
-Alahady 15/05/22
ASSB vs ASA D2
-Alahady 22/05/22
JSFD vs ASSB

L’équipe de ASSB est prêt pour le grand championnat football de Nosy Be .Venez nombreux pour supporter notre équipe ⚽️💪💪

06/05/2021

Ho hatsangany Salama-be ny association sportive de foot.ASSB,Association sportive Salama-be.Miditra ao amin ny vondrona 2ème division ny section Nosy-be izy io.Hatsangana ao ny groupe ny ankizy,groupe vehivavy,ary groupe zatovolahy . Ny fananganana io association io dia ho tontonsaintsika ny zoma 14may amin ny 6ora hariva,ao am locaux MIARAKA Ambatoloaka,koa hentanina hianareo rehetra vonona sy te hiditra ho mpikambana ho avy hanatrika izany ,sy handefa hafatra miafina na mp amin ny hetahetanareo sy hanamaf ny fahatongavanareo.Misaotra

22/04/2021

Nous créons en ce moment l association sportive Salama-be qui évoluera prochainement au sein de la division de Nosy-be.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsiranana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


Antsiranana