⏺SO-TO-HI :
➡Manasitrana ny aretim_bavony.
➡Manasitrana ny Aty.
Kung-Fu Wisa Shaolin Siu Ampahimanga
Mandresy Mandrankariva
☯☯COMPRIMEES DU KUNG FU☯
☯☯☯Ny Hevitr'ireo Lesona na Mouvements @ KUNG FU WISA☯☯☯
Hozaraina Amintsika Ato🙏🏻🙏🏻🙏🏻
04/08/2020
☯☯☯Entrainnement☯☯☯
☯☯☯Fantaro ny mombanao☯☯☯
☯☯☯Aza avela ho nofy ny tanjona Anao☯☯☯
02/07/2020
☯️☯️☯️Serpent Vénimeux☯️☯️☯️
☯☯☯Tsy mampatanjaka ny Tena fotsiny ny fampiasam_batana fa mitahiry ny Fahasalamana sy ny Fifaliana ary ny Fahafinaretana☯☯☯
25/06/2020
☯☯☯Filaharam_be tao Miarinarivo☯☯☯
09/06/2020
Ny zavatra tsara azonao dia vokatry ny soa nafafinao
Mankasitraka e
06/06/2020
Voleo hafaliana ny fiainana
ANDRIAMANITRA(grand A) io ilay Mpahary.
andriamanitra(petit a) io kosa isika olombelona.
Fanazavana fohy:
Ny zanaka akoho dia akoho
Ny zanaka bitro dia bitro ihany.
Izany hoe; ny zanak 'Andriamanitra dia andriamanitra.
SAMY TENA ANDRIAMANITRA DAHOLO E!
22/05/2020
Mahaiza mankasitraka sy mankafy ny Ankehitriny raha te ahomby.
Mazotoa daholo e
20/05/2020
Ny Kung- Fu Wisa Shaolin-Siu Ampahimanga dia mandray tsy tapaka ny rehetra izay manampaniriana ny Hianatra,isaky ny ASABOTSY @ 09 ora maraina.
Misaotra Tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Arivonimamo