FitaFrancky

FitaFrancky

Share

• FitaFrancky 🥇
• 🛣️
🟦VISCA BARÇA 🟥

10/06/2026

1513 Arivonimamo représente 🤘🏽

09/06/2026

aleo misoroka tohizay mitsabo 😷

04/06/2026

ambanivolo dorizaka 🤘🏽🌾

02/06/2026

Arahana tsiky io de mande ny mande 🤘🏽😋

01/06/2026

Ito ilay bandy mampirevy antsika ato amin'ny Pejy ato 😋..six bé lery 🤙🏽 ( mirary soa hoan'ny tenako 😂 Francky Ratoebolamanana )

01/06/2026

Bonjour tsika jiaby 👊🏽
Tapitra androany ilay10 jours nanaovana ilay kilalao sary miaraka amin'ny Camion 😉... izy no nahazo réaction betsaka indrindra izay nahatratra 600 réaction mahery 🔥.. Misaotra ny Participant rehetra fa mlay bé daholo 🤘🏽dia amin'ny manaraka ndray 🤙🏽// manasa an'i Ria Ntsoa haka ny anjarany ao amin'ny MP 🎗️🥇..
Harao ny Pejy raha ty manalazy sy mitady vola 😋

31/05/2026

Nareo ko vé matahotra gisa 🫣🦢🤣

30/05/2026

😱🤨 Fantatrareo vé fa rizareo Tanzanie dia tsimaintsy tafiakatra any amin'ny phase finale amin'ity CAN 2027 ity ⚽
Fanazavana : satry izy dia anisan'ny pays hôte izany hoe pampiantrano ( mpandray ny lalao ) , tsimaintsy tafiakatra any amin'ny dingana manaraka izy ireo na 4 ème na 3 éme na 2 éme place ka nohizany dia ray iany no tsimaintsy tafiakatra ao amin'ny groupe misy an'i Madagascar 🇲🇬💥
Rariny vé izany sa tsy ? ⚽

29/05/2026

🔥 Participant

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Arivonimamo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Arivonimamo