Hartema Arivonimamo - Faritra Itasy

Hartema Arivonimamo - Faritra Itasy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hartema Arivonimamo - Faritra Itasy, Sports League, Arivonimamo.

06/09/2024

πŸ‘‰ Rahampitso Sabotsy @ 2ora indray ny fotoana.
Toerana: Tranompokonolona Arivonimamo.





28/08/2024

Sabotsy amin'ny 2h ny fotoana

HARTEMA na Hay-ady Aro-Tena Malagasy
---
Filankevitra: 038 92 646 50 - 034 31 137 08

27/08/2024

Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra vaovao. Misaotra ny namoaka ny lahatsoratra anio



βœ… Isaky ny Sabotsy @ 10h ao @ Tranopokonolona

24/08/2024

Mankasitraka πŸ™πŸ™

Tonga ianareo na kely na lehibe nanatevin-daharana, betsaka ireo milaza mbola ho avy amin’ny eriny.


Misokatra ny varavarana ary midira ho isan’ireo mpianatra voalohany ao

21/08/2024

J-3: Sabotsy @ 2ora ao amin'ny .

Tongava mianatra fa natao ho an'ny rehetra io.

Contact: 038 92 646 50 - 034 31 137 08


20/08/2024

Raikitra ary e:

@ 24 Aout @ 2h hatramin'ny 4h30 zao ao amin'ny ny fotoana.

Tongava misoratra anarana dia miaraka milalao fa sady hahay hiaro-tena ianao no hanao fanatanjahantena ary hahafantatra ny fomba fiady .

βœ… Misy , , , , sns .... ary natao ho an'ny , ary ny .

🟑 Afaka miantso ny laharana 038 92 646 50 na ny 034 31 137 08 na ihany koa mandefa MP ireo zay liana






31/07/2024

Efa kely sisa ny antsika eto

πŸ₯³πŸ₯³ π“π¨π§π πšπ―πš 𝐦𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚 𝐦𝐛𝐨π₯𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚

Isaky ny Sabotsy @ 10H ao amin'ny Tranom-pokonolona Imerintsiatosika.

Raha te:

βœ… Hahay hiaro-tena

βœ… Hahay hilalao armes

βœ… Hahazo kotrana misy programme mazava tsara

βœ… Hahazo namana afahana mifanakalo traikefa


Tongava misoratra anarana fa ho raisinay ianao

☎️ 034 31 137 08 - 038 92 646 50




Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Arivonimamo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Culinary Team

Attire

Website

Address


Arivonimamo
112