Club papa SJAI

Club papa SJAI

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club papa SJAI, Sports, Belobaka.

25/12/2019

Joyeux Noël à toute l'équipe de SJA I ANTANIMALANDY.

14/06/2019

Bonjour jiaby! Azafady adino ny match retour tsika rapitso amin'ny 3 orange tsy diso aty Belobaka ka samia mba ho tonga indrindra atsika mpikambana ary hitondra vola 2000 ar na mihoatra tsy ferana. Koa manantena ny fahatongavantsika maro be.

24/01/2018
24/01/2018

Bonjour ! Ho antsika rehetra Ray aman-drenin'ny mpianatra ato amin'ny SJAI ( Sainte Jeanne D'Arc Antanimalandy I Mahajanga) mpanao baolina kitra na mpankafy tsotra no nanokafana ity page ity mba ifampizarantsika vaovao manoloana ny programme match ataontsika sy fivoriana isan-karazany. Marihina eto fa afaka miditra amin'ity groupe ity atsika rehefa ray aman-dreny na ny mpianatra aza raha mianatra ao amin'ny SJAI Antanimalandy. Misaotra indrindra e.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Belobaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Belobaka