22/12/2023
A ne surtout pas manquer finale inter lycée
Ce dimanche 24 décembre
"Basketball :Avenir de l'éducation "
22/12/2023
A ne surtout pas manquer finale inter lycée
Ce dimanche 24 décembre
09/12/2023
01/12/2023
✝️FILAZANA MANJO✝️
😭Tantely amam-bahona tokoa ny Fiainana 😭
Amin'alahelo lehibe tokoa no anambaranay amin'tsika tapaka sy namana rehetra fa Nindaosin'ny Fahafatesana anio 30 Novambra 2023 i RANDRIAMANALINA Herilanto dit Coach BOMBA 😭.
➡️Ny tenany moa dia sady nanazatra Klioba Basikety maro teto Madagasikara no efa nanazatra teto anivon'ny EKIPAM-PIRENENA Malagasy🏀🇲🇬.
Amin'ny anaran'Andriamatoa Jean Michel Ramaroson Filohan'ny FMBB-Fédération Malagasy de Basketball sy ny Birao, ny mpikambana ary ny Tontolon'ny Basikety iray manontolo dia miondrika am-panajana noho izao voina izao, ary mampahery ny fianakaviana iray manontolo 😭
01/12/2023
01/12/2023
Programme du tournoi inter-lycée
Rendez vous au gymnase couvert d'Antsiranana
15/11/2023
Interlycée 1 ère journée partie 3
15/11/2023
Interlycée 1 ère journée partie 2
15/11/2023
Interlycée 1 ère journée partie 1
22/10/2023
Misaotra ny ekipany lazaret sud niara-nisalahy t@ fikojakojana terrain de basket
Mankasitraka ihany koa ny chef fokontany lazaret sud sy ny ekipany
Mbola misy dingana araiky maventy tavela dia ny fanavaozana panneaux ka mbola angatahana ireo izay malala-tagnana satria maro ny tanoran-tsika mpampiasa io terrain io
Union basketteurs lazaret sud
22/10/2023
🏀🏀Soyez prêt 🏀🏀
Inscription déjà ouverte