ABC.Faratsiho

ABC.Faratsiho Travail, Discipline et objectivité ��

2 victoires sur 4 matchs ny ABC.Faratsiho Fille nandritra iny Championnat. National U14.Isaorana indrindra ianareo ankiz...
12/08/2026

2 victoires sur 4 matchs ny ABC.Faratsiho Fille nandritra iny Championnat. National U14.
Isaorana indrindra ianareo ankizy mpilalao niaro ny voninahitry ny Distrika sy ny faritra Vakinanankaratra, nataonareo tsy ho zavatra ny herimpo niantrehana iny Championnat iny.♥️♥️♥️
Nahafapo ny vokatra raha ny dingana nolalavana no jerena.
Maka kaitrefa sy lesona hatrany na ny mpilalao na ny coachs mba hirosoana ho amin'ny tsara kokoa hatrany.

Mankasitraka ireo nanohana rehetra ♥️🙏♥️
🏀Mr Le Député du District Faratsiho
🏀Mme Le chef de District Faratsiho
🏀Mr Le Maire Commune Rurale Faratsiho
🏀Mr Le Maire Commune Rurale Faravohitra
🏀Commissariat de Police Faratsiho
🏀JIRAMA FARATSIHO
🏀 Espace Tsiho Garden Miadanandriana
🏀Mme La Présidente ABC FARATSIHO
🏀Isika STAFF rehetra
🏀Ny Ray aman-dReny eto
🏀 nanolotra ny rano rehetra
🏀Ireo nampiantrano tany an-toerana
🏀Ny namana mpiara manao basket eto Faratsiho
🏀Ny havana, tapaka sy namana rehetra
🏀Ny tranombarotra rehetra eto Faratsiho izay nanome ny anjara birikiny
🏀Ny zanak'i Faratsiho sy zanakam-pielezan'i Faratsiho izay nanolo tanana sy nanotrona tany an toerana.
🏀Ianareo mpanaraka ny pejin'ny ABC.Faratsiho

Andriamanitra anie hamaly fitia ho antsika tsirairay avy.♥️♥️♥️🙏🙏🙏

🏀Ho ela velona anie ny basketball eto amin'ny Distrikan'i Faratsiho.🏀

Alefa Faratsiho, miroso ho amin’ny tsara kokoa hatrany 🙏

Tohano ny antsika
04/08/2026

Tohano ny antsika

Calendrier rahampitso Alarobia 5 Août 2026

🏀ABC vs FANDREFIALA @9 ora maraina eo extérieur 1 hatrany.

Manasa antsika rehetra 'i Faratsiho, -pielezan'i Faratsiho, isika rehetra izay ao Tana ho Tonga hanohana ny ekipantsikka, zanantsika,...Hery lehibe ho azy ireo ny fahatongavantsika. 💪💪💪🏀🏀🏀

Alefa ABC.Faratsiho
Alefa
Alefa Vakinankaratra

Calendrier rahampitso Alarobia 5 Août 2026🏀ABC vs FANDREFIALA @9 ora maraina eo  extérieur 1 hatrany.Manasa antsika rehe...
04/08/2026

Calendrier rahampitso Alarobia 5 Août 2026

🏀ABC vs FANDREFIALA @9 ora maraina eo extérieur 1 hatrany.

Manasa antsika rehetra 'i Faratsiho, -pielezan'i Faratsiho, isika rehetra izay ao Tana ho Tonga hanohana ny ekipantsikka, zanantsika,...Hery lehibe ho azy ireo ny fahatongavantsika. 💪💪💪🏀🏀🏀

Alefa ABC.Faratsiho
Alefa
Alefa Vakinankaratra

04/08/2026
Salama daholo oAkon'ny omaly sy ny an'io🏀 ABC vs COSCA : 37-27🏀 ABC vs EBAM : 46-15Alefa ABC.Faratsiho, alefa Faratsiho,...
04/08/2026

Salama daholo o
Akon'ny omaly sy ny an'io
🏀 ABC vs COSCA : 37-27
🏀 ABC vs EBAM : 46-15
Alefa ABC.Faratsiho, alefa Faratsiho, Alefa VAKINANKARATRA🏀💪

Résultats des matchs des 2 derniers jours:
🏀ABC vs COSCA : 37-27
🏀ABC vs EBAM : 46-15
Bravo à nos championnes Vakinankaratra ABC.Faratsiho 👏👏👏
Allez go go les filles💪🏀

Bon courage pour la suite

"ABC.Faratsiho miroso ho amin'ny tsara kokoa hatrany"

Calendrier ho an'ny 2 Andro manaraka🏀Lundi 3 août : @9 ora ABC vs COSCA ao 🏀Mardi 4 Août : @9 ora EBAM vs ABC ao  extéri...
02/08/2026

Calendrier ho an'ny 2 Andro manaraka
🏀Lundi 3 août : @9 ora ABC vs COSCA ao
🏀Mardi 4 Août : @9 ora EBAM vs ABC ao extérieur 1

Manasa antsika hanohana ny antsika hatrany.
Alefa Faratsiho, Alefa Vakinankaratra

Calendrier ho an'ny 2 Andro manaraka🏀Lundi 3 août : @9 ora ABC vs COSCA ao 🏀Mardi 4 Août : @9 ora EBAM vs ABC ao  extéri...
02/08/2026

Calendrier ho an'ny 2 Andro manaraka
🏀Lundi 3 août : @9 ora ABC vs COSCA ao
🏀Mardi 4 Août : @9 ora EBAM vs ABC ao extérieur 1

Manasa antsika hanohana ny antsika hatrany.
Alefa Faratsiho, Alefa Vakinankaratra

🔵 PROGRAMME JOUR 3 & 4

Indro omena antsika mialoha ireo fandaharam-potoana hoan'ny alatsinainy sy talata hoavy izao.

Tohano ny ekipanao...
TONGAVA MANOHANA IREO KILONGA ANTSIKA

ℂℍ𝔸𝕄ℙ𝕀𝕆ℕℕ𝔸𝕋𝕊 ℕ𝔸𝕋𝕀𝕆ℕ𝔸𝕌𝕏 𝕌𝟙𝟜
𝑭𝒊𝒍𝒍𝒆𝒔 & 𝑮𝒂𝒓𝒄̧𝒐𝒏𝒔
𝟬𝟭 𝘢𝘶 𝟬𝟵 Août 2026
Gymnase Mahamasina & Kianja BAREA Mahamasina
🎫 PAF : 5.000 Ar

⚠️𝗦𝗧𝗢𝗣 𝗛𝗔𝗟𝗔-𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔,
𝗔𝗭𝗔 𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗔𝗜𝗡𝗚𝗔 𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔


Ity ny calendrier rahampitsoABC Faratsiho Vakinankaratra vs CRJS Antsinanana  eo  extérieur 1.Manasa antsika hanohana ny...
01/08/2026

Ity ny calendrier rahampitso
ABC Faratsiho Vakinankaratra vs CRJS Antsinanana eo extérieur 1.
Manasa antsika hanohana ny zanantsika.

@4 ora kosa ny Fanokafana ofisialy.

Alefa ABC.Faratsiho, Alefa Faratsiho, Alefa Vakinankaratra.
💪💪💪🏀🏀🏀

Salama oJ1 ny CN U14 anioIreto AVY n'y équipes mpandray anjara lahy sy vavy.GROUPE B no misy an'i y .Faratsiho Vakinanka...
01/08/2026

Salama o
J1 ny CN U14 anio
Ireto AVY n'y équipes mpandray anjara lahy sy vavy.
GROUPE B no misy an'i y .Faratsiho Vakinankaratra.

Address

Faratsiho

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ABC.Faratsiho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share