03/08/2026
Anniversaire mahafinaritra kely tao aminay
Afaka mandray ireo karazana lanonana izahay aza misalasala miantso na manantona anay mivantana
Location, Champêtre, Privatisation.
03/08/2026
Anniversaire mahafinaritra kely tao aminay
Afaka mandray ireo karazana lanonana izahay aza misalasala miantso na manantona anay mivantana
07/08/2024
Efa Mafana ny Andro andao hilalao Rano amin'izay aza e efa misokatra ny Piscine, misy ihany ko ny espace pour enfant
Marihina fa PRIVATISÉ IZY IO an...
20.000ar/personne
Minimum no raisinay 15personnes
𝗣𝗹𝗮𝗻 𝗱𝗲 𝗥𝗲𝗽𝗲́𝗿𝗮𝗴𝗲
𝗜𝘁𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝘁𝗼𝗿𝗼-𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮 𝗻𝘆 𝗥𝗘𝗦𝗜𝗗𝗘𝗡𝗖𝗘 𝗠𝗔𝗛𝗘.
𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼
𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 LANONANA Maro samihafa
𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆.
Marihina Fa Champêtre ny ato aminay fa tsy misy Salle tompoko
Infoline : 0341576056
26/05/2024
26 mai 2024
🌹Ny équipe ny Résidence Mahé dia Faly miarahaba ny RENY rehetra amin’izao fetin’ny Reny izao🌹
Misokatra foana ny fandraisana, ho an'ireo izay tia hikarakara fety na Lanonana.
27/04/2024
Samedi 27 Avril
Résidence Mahé Fenoarivo
Mankasitraka hatrany ❤️
08/04/2024
Mankasitraka Hatrany nahatoky anay Eto am Résidence Mahé Misokatra amin'ireo Karazan-danonana rehetra ny ato aminay.
Ary afaka mandrindra sy mikarakara ny Fetinao.
Aza misalasala manantona na manontany ao am Mp na 0341576056
05/02/2024
Mankasitraka anareo Hatrany Nahatoky sy nisafidy ny Résidence Mahé
Mandray ireo Karazana lanonana, izahay koa
Aza misalasala manantona Na miantso 0341576056
Fa ho Hafam-po Tanteraka ianao