24/06/2023
Pro Gym 301
Salle de musculation et fitness
24/06/2023
02/06/2023
Bonjour daol oh
Tsikitsiky vo maraina avy mikotrana
Miarary tontolo andro mafinaritra ho atsika rehetra ndray ary e
30/05/2023
Aza hadino Fa efa misokatra ny salle tsika manomboka androany
Lera fisokafany salle 5h30 maraina ka Mikatona am 8h30 hariva
Bonjour daol oh
Vitasoa ny fety aby de mirary tontolo Andro mafinaritra ho an tsika aby ndray ary oh
26/05/2023
Cc Iza daol ary Reo oh 🥰🥰💪
26/05/2023
Salama daol oh
Mikatona ny salle manomboka ny lahady le 28 mai ka miverina misokatra indray ny talata ho avy izao
Koa misy manomezana seance 1000ar ho anizay mikotrana am asabotsy izao
Dia mirary tontolo andro mafinaritra ho an tsika indray izahay ato am Pro gym 301💪
20/05/2023
Miezaka manome ny tsara hatrany
Mirary tontolo andro mafinaritra ho atsika rehetra ndray ary oh 💪🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Ampasambazaha
Fianarantsoa
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 20:00 |
| Tuesday | 06:00 - 20:00 |
| Wednesday | 06:00 - 20:00 |
| Thursday | 06:00 - 20:00 |
| Friday | 06:00 - 20:00 |
| Saturday | 06:00 - 20:00 |