24/08/2026
🏀 RENTRÉE EBF – ÉCOLE DE BASKET FANANTENANA 🏀
La nouvelle saison commence ! 🔥
L’EBF accueille les jeunes basketteurs à partir de 6 ans :
🏀 Baby Basket
🏀 U8 : 7–8 ans
🏀 U10 : 9–10 ans
🏀 U12
🏀 U14
🌟 Cours débutants :
📅 Samedi
⏰ 08h30 – 10h00
👉 Venez apprendre, progresser et surtout prendre plaisir à jouer au basket ! 💙🏀
EBF – Former aujourd’hui les champions de demain.
22/08/2026
Vonona hiatrika ny Tompondaka Nasionaly U16 ireo tanora mpilalaontsika! 💪🏀
💙🤍 Arovy am-pireharehana ny lokon’ny EBF! Mirary fahombiazana ry zalahy! 🔥🏆
06/08/2026
Nifarana teto ny dian'ny EBF U14 tamin'ity fiadiana ny ho tompondaka Nasionaly ity. Tsy araka ny nantenaina ny vokatra, saingy lesona sy traikefa sarobidy no azo.
Mankasitraka feno anareo Ray aman-dReny, sy ireo rehetra nijoro nanohana 💗👏👊
tsy mihemotra, fa manohy manangana ny ho avy! 💙🏀
02/08/2026
Mirary fahombiazana ho an'ny ekipantsika EBF amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara U14 garçon!
26/07/2026
Andro farany amin'ny MIREGNINA SKET U20 isika rahampitso.
Tongava maro eo amin'ny kianja ny EMIT
23/07/2026
🇲🇬🏀 Arahabaina, Ny Aina Cheick! 💙🤍
Faly sy mirehareha ny fianakavian'ny EBF noho ny nahatafiditra an'i Ny Aina Cheick ao anatin'ireo U18 Lahy voafantina hiaro ny voninahi-pirenena miaraka amin'ny Ankoay U18.
Vokatry ny ezaka, ny fifehezan-tena ary ny fikirizana no nahatongavana amin'izao dingana lehibe izao. Dingana ihany anefa fa tsy tanjona 💚.
Mirary fahombiazana ho anao izahay. Ento avo ny anaran'ny EBF sy i Madagasikara.
Mirary fandresena hatrany! 🇲🇬🔥🏀
22/07/2026
Andro fahaefatra alohan'ny Andro farany ny MIREGNINA SKETY U20 rahampitso tongava maro eo amin'ny Terrain ny EMIT.
13/07/2026
MIREGNINA SKETY U20
Miditra amin'ny andro fahatelo
Toy izao ny fandaharam-potoana
11/07/2026
Mandray anjara isika
🏀 LE BASKET RÉGIONAL EST DE RETOUR ! 🔥
La Ligue Régionale de Basket Ball Haute Matsiatra (LRBBHM) a le plaisir d'annoncer le lancement officiel du Championnat Régional 2026!
📅 Début de la compétition : 11 juillet 2026
🏆 Catégories : 🔹 U14 🔹 U16 🔹 Vétérans
Préparez-vous à vivre des rencontres intenses, des performances exceptionnelles et une ambiance inoubliable sur les terrains. Venez soutenir vos équipes, encourager nos jeunes talents et célébrer la passion du basketball dans la région Haute Matsiatra.
📍 Rendez-vous dès le 11 juillet ! Ensemble, faisons rayonner le basketball régional !
🏀🔥
09/07/2026
Ho fanomanana ny fandraisana ny U20 eto amin'ny Faritra Matsiatra Ambony